Mpisolo Tompon-Javatra

Ny mpisolo tompon-javatra dia teny ao amin' ny sokajin' ny mpisolo izay mitovy lenta am-pehezanteny amin' ny fikambanan' ny anarana sy ny mpamaritra tompon-javatra ka ampiasaina mba tsy hamerena-manonona ny tompon-javatra sy ilay zavatra ananana.

Mifandray amin' ny mpisolo tena ny mpisolo tompon-javatra ka azo atoko araka ny fanasokajiana ny mpisolo tena. Ny teny anglisy dia manana mpisolo tompon-javatra: mine, ours, yours, his, hers, its, theirs. Ny teny frantsay kosa manana ny mien, mienne, miens, miennes, tien, tienne, tiens, tiennes, sien, sienne, siens, siennes, nôtre, nôtres, vôtre, vôtres, leur, leurs. izay matetika ialohavan' ny mpanoritra le, la na les. Ny teny malagasy dia mampiasa ny hoe ahy, antsika, anay, anao, anareo, azy.

Jereo koa

Tags:

AnaranaFiteny anglisyFiteny frantsayFiteny malagasyMpamaritra tompon-javatraMpanoritraMpisolo (fitsipiteny)Mpisolo tena (fitsipiteny)Sokajin-teny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolafotsyMatteo BobbiJerôbôama IIHerinandroFrançois MitterrandInternet ExplorerWikipediaFaritra AtsinananaToliaraSilamoWashington D.C.Marshall LeffertsGugnécourtFairmont, MinnesotaFiavian' i Kristy fanindroanyRetsilaCarentanKatowice1952AostraliaAnjelyAdékanmi OlufadéNederlandySogny-aux-MoulinsFampielezan-kevitraAppleZanak' i IsraelyFaritanin'i KrabiGeorge Frideric HandelSunan al-DaraqutniMouthoumetArthur KrauseKalandrie litorjika katôlika rômaninaKrakówFivarotana andevoStatistikaAlexander HamiltonMesôpôtamiaJa'far al-SâdiqISO 3166-1Alexandre Ier de RussieFiteny atabaskanaRichard I an'i AngleteraCasino10 MartsaOnyMarumsco, VirginiaAndrea FrezzaKleôpatra VIIIbn Hajar al-AsqalaniImparfait de l'indicatifBaianópolisEzequiel LavezziOkmulgee, OklahomaChiapasEmpira SafavidaStonehengePrattville, AlabamaKarim BenzemaFanjakan' i MenabeKristianisma eto MadagasikaraAfrika AfovoanyBob FosseEtazoniaCamillo BensoAzia🡆 More