Ry Tanindrazanay Malala Ô

Ry Tanindrazanay malala ô! no hiram-pirenena malagasy.

Nosoratan' ny mpitandrina Rahajason ny tonony ary noforonin' i Norbert Raharisoa ny feony.

Tonony sy feon-kira

Ry Tanindrazanay Malala Ô 
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Tanindrazanay Malala Ô 
Ry Tanindrazanay malala ô

Toa izao ny tonony :


Ry Tanindrazanay malala ô!
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

        Fiverenana 
    Tahionao ry Zanahary
    'Ty Nosindrazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He! sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'zay sarobidy sy mendrika tokoa.

       Fiverenana 
    Tahionao ry Zanahary
    'Ty Nosindrazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He! sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao,
Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.

      Fiverenana 
    Tahionao ry Zanahary
    'Ty Nosindrazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He! sambatra tokoa izahay.

Tags:

Hiram-pirenenaMalagasy (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Luca ToniAljeriaAmerika AvaratraForyPierre-Emerick AubameyangSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)TorkiaFamongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao RoandaFiteny anglisyAdy Lehibe VoalohanyLisitry ny zavatra madinidinika 28001-29000Herinandro MasinaHadita1981William III an'i AngleteraDurrësWikiThe SimpsonsFabio CannavaroGorontaloFiteny jeôrjianaZanahary (finoan-drazana malagasy)MouthoumetSahih al-BukhariAsombolaKerobimaJames RumbaughBratislavaAfrikaMouhammad al-BoukhârîRichard I an'i AngleteraAndro TalohaAlohotsyPeròTantaran' ny kristianismaMichiganFahotanaDebianCharles XIV John an'i SoedaFanasan' ny TompoFanjakan' ImerinaFivavahan-drazana malagasyRSSAndriamasinavalonaEtona voajanaharyFahaleovantenaToetanyOmbyBogotáAdimizanaHenry IV, Emperora Romana MasinaOhabolanaAntiziônismaIsa miibaAsa20 SeptambraRené GoscinnyAntemoroWilliam KamkwambaBetsimisarakaMassimo DallamanoEvekaAogostino avy any HipônaHoratio Herbert KitchenerBengkuluMohamady🡆 More