Hasin-Teny

Ny hasin-teny dia ny singa farany kely indrindra ao amin' ny teny iray izay misy heviny nefa tsy azo zaraina ho singa kely indrindra mbola hisy hevitra.

Ny hasin-teny iray dia mety ho fototeny na kianteny na tsirinteny (tovona, tovana, tsofoka). Ny hasin-teny iray dia mety ho foronin' ny hasimpeo iray na maro. Mety hiova endrika ny hasin-teny iray arakaraka ny toerana misy azy ao anaty voanteny na tarika na fehezanteny.

Jereo koa:

Tags:

FehezantenyFototenyHasimpeoKiantenyTarika (fitsipiteny)TenyTovana (fitsipiteny)TovonaTsirintenyTsofokaVoanteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Filaza mandidyHerinaratraFiteny betsimisaraka avaratraBetsimisarakaBokin' i JôbaVarotraAntefasyTanyAlbania1629Edmund Burke1993Indônezia1870Sokajin-tenyKôntinentaKroazadaMozikaFanonganam-panjakana1887Ampiposahana (faritra)KapveraOnjam-peo(104249) 2000 EQ136SoratraLitorjiaNinheiraFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaBob DylanAndriamiseza LucienFamoronana (finoana sy fedrà)BetsileoPastona (vahoaka)1946VatohandrinaTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesAntanosyKolontsaina malagasyAljeriaRio de Janeiro (tanàna)AdijadyWikibolanaDokuWikiEorôpa Atsimo-AtsinananaFampielezam-peo FMKiantenyBatisaRainilaiarivonyWorcester, MassachusettsFifandraisan-davitra1910Faritra Amoron' i ManiaVohitr' andrianaFiteny alemànaArabia SaoditaDistrikan' i SambavaRenivintanaSarielaAntankarana(105416) 2000 QY161Jackson PollockApôkalipsin' i StefanaBodo (mpihira)Ôliva (zavamaniry)Norman BorlaugSomatraFototenyNizeria(106689) 2000 WW157Afrika AfovoanyTongotraSalamo faha-37Fanjanahantany🡆 More