Hasimpeo

Ny hasimpeo dia singa farany kely mamorona ny voanteny ao amin' ny fiteny iray, azo anavahana voanteny iray amin' ny voanteny hafa, ka ny tena fantatra dia ny renifeo sy ny zanapeo.

Mamorona rafitra ny hasimpeo rehetra ao amin' ny fiteny iray. Ny hasimpeo iray dia tsy voatery hasehon' ny litera iray amin' ny fanoratana ny fiteny iray, ary ny litera iray dia tsy voatery haneho hasimpeo iray. Tsy voatery hitovy fa mety samihafa ny famoahan' ny mpiteny samihafa (arakaraka ny taona, ny maha lahy na vavy, sns) na ny mpiteny avy amin' ny faritra samihafa ny hasimpeo iray ao amin' ny fiteny iray. Arakaraka ny toerana misy ny hasimpeo ao amin' ny hasinteny na voanteny na andian-teny no mety hampiova ny feo mifandraika aminy.

Ny feonteny dia aseho an-tsoratra amin' ny alalan' ny fametrahana litera anaty tsipika misompirana roa, toy izao ohatra /.../, fa ny feo tenenina kosa dia apetraka anaty fonon-teny mahitsy, toy izao [...].

Tags:

FitenyHasintenyLiteraRenifeoVoantenyZanapeo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AdizaozaFoxWikipediaApôkalipsin' i JoanyMax KruseFacebookRioMohamadyVoasarimakiranaKafe (fisotro)IPadSteven PienaarTanàna any MadagasikaraHypertext Markup LanguageFihavananaFifohazana ManolotronyAratraNjakatianaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Arintany mahazatraAngôvoMahavelona (Toamasina)Rajoelina Andryhadiry1385Akondro (voany)TôgôMartin Luther KingAurangzeb1959Fanandroana malagasySoisaWikipedia amin'ny teny malagasy12 Septambra16 DesambraWikibolanaFehezantenyDokuWikiRova ManjakamiadanaKabary am-panambadianaForyTestamenta TalohaFilazantsaraFianakavianaEskatôlôjia880RosiaTobilehibe ManolotronyAlakaosyMatoantenyTetiandro malagasySelaFred SavageLionaQuitoSingaporoNy Avana Ramanantoanina4 Janoary12001851MangahazoRenyZavamaniryJoel PohjanpaloAlemaina🡆 More