Fitsipiteny Tovana

Ny tovana dia hasin-teny anisan' ny sokajin' ny tsirinteny izay fametraka eo aorian' ny fototeny.

Ao amin' ny fiteny malagasy dia ahitana ireto tovana ireto: -ina, -ana, -y , -o ary -a. Ny -ina sy ny -ana dia ampy ho an' ny matoanteny amin' ny filaza tsotra sy amoronana mpamari-toetra. Ny -y sy ny -o ary ny -a kosa ampiasaina amin' ny matoanteny amin' ny filaza mandidy. Ohatra: vono-inavonoina; fahana-anafahanana; volo-inavoloina; vono-ina-yvonoy; fahana-ana-ofahano. Matetika dia manova endrika ny fototeny sy ny tovana ny fanakambanana azy roa ireo. Ohatra: maty-amatesa; ma-hery-amahereza.

Indreto ny sasany amin' ny tovana fampisampanan-teny ao amin' ny fiteny anglisy: -ise, -ize, -fy, -ly, -ful, -able, -ible, -hood, -ess, -ness, -less, -ism, -ment, -ist, -al, -ual, -ish, -oid, -like, -ity, -tion, -ion, -ation, -logy/-ology, -ant.

Indreto kosa ny tovana fampisampanan-teny fampiasa matetika ao amin' ny fiteny frantsay: -able, -age, -el, -elle, -eri, -esse, -eur, -euse, -eux, -ier, -ière, -if, -iser, -isme, -iste, -ive, -ment, -ture,

Jereo koa

Tags:

FototenyHasin-tenyTsirinteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Redmond, OregonRota (Baiboly)Dinan' i VarsoviaBeaumont-de-LomagneJodaismaAsombolaLuigi LuiggiPas-de-CalaisRadama VoalohanyGoatemalaTélévision MalagasyMozikaMagma27 AprilyEpistily faharoa ho an' i TimôtyFiangonana ôrtôdôksa manaraka fomba tandrefanaTaboryKristianisma eto MadagasikaraAndro1880WikibolanaJolayMari-panaAurangzebAbbas HassanFizaràn-taonaSofisma (silamo)Empira ÔtômànaFanekem-pinoanaISO 4217Fitsaboana nentim-paharazanaVano-kiraroOregonMauro ZárateKilalakyKeralaBruce DickinsonTaom-baovao malagasyHenôteisma20071278Ady LehibeFanabeazana aizanaBaiboly prôtestanta amin' ny teny malagasyCharley MorganSampy (malagasy)Troutdale, OregonAIrànaMenarana varahinaFanandroana helenistikaTeknôlôjiaRalaimongo JeanWilliam Peter BlattyIndôneziaFiteny malagasyVoayKabary famangianaMazia (finoana)HaikintanaDamouzyFifohazana Soatanàna1937Abrahama (patriarka)Kalandrie litorjika katôlika rômaninaHelmut KohlFamelan-kelokaSorokaJesoa araka ny kristianismaAratraHardwareBokin' ny GenesisyFarao🡆 More