Vahoaka Pastona

Ny Pastona na Paktona na Patàna dia vahoaka iraniana mizarazara ho foko lehibe izay miteny pastô indrindra, izay fiteny indô-iraniana.

Atao hoe پښتون / Pəx̌tānə́ izy ireo amin' ny teny pastô, پختون amin' ny teny persana ary پشتون amin' ny teny ordo, na koa پٹھان amin' ny teny ordo sy पठान / paṭhān amin' ny teny hindy.

Vahoaka Pastona
Pastona

Tamin' ny taona 2009 izy ireo dia niisa 50 000 000 any ho any, fa ankehitriny kosa ia eo anelanelan'ny 60 000 000 sy 70 000 000. Ny vahoaka pastona no nanorina an' i Afganistàna araka ny ahafantarana azy akehitriny, niaraka tamin' i Ahmad Shah Durrani. Any Pakistàna anefa no ahitana vahoaka pastona betsaka, indrindra ao amin' ny faritanin' i Khyber Pakhtunkhwa izay nandray io anarana io.

Pastona ny 42 %n' ny mponina ao Afganistana (13 000 000 tamin' ny taona 2012) ary 15 %n' ny mponina ao Pakistana (29 000 000 tamin' ny taona 2012). Ny tsipika Durand izay nofaritana tamin' ny taona 1893 no nizara ny tanin' ny Pastona tamin' i Afganistàna sy ny Raj britanika (izay niova anarana ho Pakistàna tamin' ny taona 1947). Ankehitriny dia ny fivavahana silamo no fivavahan' ny Pastona. Miteny pastona, hindo, ordo ary persana ny Pastona.

Jereo koa

Tags:

Fiteny hindỳFiteny indô-iranianaFiteny ordòFiteny pastôFiteny persanaVahoaka iraniana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MeksikaSoson-drivotry ny tanyTakatraZavakantoFanjakana Mitambatra13 NovambraJeôrjiaLloyd KaufmanFiteny espaniôlaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)SilamoPoaceaeGovernemantaAmpahafolon-karenaMehmedJerko LekoAdy an-tranoKrizy ara-pôlitika teto Madagasikara tamin' ny 2009Fiteny grikaOmbyKoakerismaSandam-bolaFomba fanamboarana toaka gasyFatranaEvekaAdama sy EvaSikidy malagasyPHPMari-piatoanaTsipi-panohizana26 OktobraTontolo iainanaFiangonana Loterana MalagasyRanavalona IISeychellesFiteny betsimisaraka avaratraBaraGeorges AndriamanantenaRivotraKalandrie litorjika katôlika rômaninaAnaranaMustafa Kemal AtatürkZavamaniryPizayFanambadianaHoniaraEfrema SirianaFiteny bezanozanoKatôlisismaBararataZanahary (finoan-drazana malagasy)JerosalemaRazana (finoana malagasy)FindayMounir Aziz DaoudKristianismaLalànaOhabolanaVintana (finoan-drazana malagasy)Ambatondrazaka AmbanivohitraPlotoLaharam-pehintanyFiteny malagasyAntefasyKabaryKôetyEorôpaVoantenyTeboka teloLisitry ny filohan' i MadagasikaraBononokaBokin' i Rota🡆 More