Kômonisma

Ny kômonisma na kôminisma dia foto-pampianarana ara-pôlitika niainga avy amin' ny sôsialisma ary, amin' ny ankapobeny, avy amin' ny marksisma, manohitra ny kapitalisma ary mikendry ny fananganana fiarahamonina tsy misy saranga ara-piarahamonina, tsy misy mpampiasa sy mpiasa, ary fanomezana ny fitaovam-pamokarana ho an' ny fiarahamonina anjakan' ny demôkrasia tanteraka ho an' ny fampiroboroboana ny toekarena.

Ny kôminisma dia manohana ny tsy tokony hisian' ny fanjakana sy ny tokony haha fananana iombonana ny fitaovam-pamokarana. Ny kômonisma dia milaza fa tokony ho fananan' ny olon-drehetra ny ozinina sy ny tanim-boly hamokarana entana na sakafo hohanina.

Jereo koa

Kômonisma 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

DemôkrasiaFanjakanaKapitalismaPôlitikaSôsialismaToekarena

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Empira BizantinaMosavy (finoana malagasy)Volahavana GermaineFifandimbiasana apôstôlikaTalataWikimaniaTsiranana PhilibertGeorges AndriamanantenaMicrosoft WindowsLionaAsaBrezilaTantaran' i EtazoniaSôdômaKalandrie sinoaAndry RajoelinaSamsônaPeteraTantara ny Andriana eto MadagasikaraHazolahyFilistinaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraMahafalyHavatsa-UPEMFahaizana mamaky sy manoratraTetiandro gregôrianaJean-Joseph RabeariveloFiompianaAfoFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraJeôlôjiaFiteny nepaley1860Fivavahan-drazana malagasyGanàPakistàna2020MohamadyFaritanin' AntananarivoMadagasikaraAdnanitaFaritany eto Madagasikara1188Mpisolo toerana (fitsipiteny)Vy Vato SakelikaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTodyBokin' i IsaiaWayback MachineAndron'ny TanyBielôrosiaHaihayFivarotana andevoAsombolaMarovatoAdijadyThéophile SeyrigFaritanin' AntsirananaFitiavan-tanindrazanaRay aman-drenyEvanjelismaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Mounir Aziz DaoudTanyFifohazana (kristianisma malagasy)GovernemantaAfrikaRainisoalamboFilazantsara araka an' i LiokaFiteny kantôneyVoanihoZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankina🡆 More