Fahaizana Mamaky Sy Manoratra

Ny fahaizana mamaky sy manoratra dia ny fahafahana mampiasa fiteny an-tsoratra.

Amin'izao fotoana izao, ny «fahaizana mamaky sy manoratra» dia fahaizana mifehy ny fanisana, ny fanoratana, ny famakiana ary fahalalana ny dikan'ny sary amin'ny kolontsaina iray. Ao amin'ny firenena mandroson'ny OCDE, dia aitatra amin'ny fahaizana mifehy teknolojia ary fahaizana manadihady zava-misy sarotra ny fahaizana mamaky sy manoratra.

Fahaizana Mamaky Sy Manoratra
tsy fahaizana mamaky sy manoratra araka ny firenena
Tsy fahaizana mamaky sy manoratra tamin'ny 1970 hatramin'ny 2000
Tsy fahaizana mamaky sy manoratra tamin'ny 1970 hatramin'ny 2000

Ao Afrika sy ao Sahara no tena manana tahan-tsifahaizana mamaky sy manoratra eto amin'izao tontolo izaio. Ao amin'ireo firenena ireo dia telopolo isan-jaton'ny lehilahy ary efapolo hatramin'ny dimampolo isan-jaton'ny vehivavy n tsy mahay mamaky na manoratra, araka ny famaritana napetraky ny FM (Firenena Mikambana). Anisan'ny mahatondra ny tsifahaizana mamaky sy manoratra ny tsi filàn'ny olona izany fahaizana izany amin'ny fiainany mandavanandro. Ao koa ny anjaran'ny kolontsina, toy ny kolontsaina izay manana fomban-drazana am-bava. Ny foko izay miaina amin'ny fiompiana omby izao ohata dia mety tsy mila mahay mamaky teny sy manoratra.

Tantara

Fiavian'ny fahaizana manoratra

Ny fahaiza-manoratra dia nivoaka tamin'ny fivoaran'ny fahaiza-manisa ary ny fitaovam-panisana izay efa nipoitra tamin'ny taonarivo fahavalo talohan'i J.K. Nipoitra in-efatra tao Mezôpôtamia, Ejipta, Amerika Afovoanya ry Sina ny soratra.

Tany Somera no nahitana ny fifandraisana an-tsoratra anisan'ny voalohan'ny indrindra, izay natao valo arivo taona taloha'ni J.K. Tamin'izany fotoana izany, ny fahaiza-manoratra dia raharaha ilaina amin'ny fitantanana fahalalana vaovao ary karazam-pitantanana nambarin'ny fifanakalozana ary ny famokarana amin'ny ambaratonga lehibe.

Fiavian'ny abidy

Fahaiza-manoratra erak'izao tontolo izao

Afrika

Amerika

Azia

Eoropa

Fahaiza-manoratra amin'ny taonjato faha-21

Fiantraika ara-toe-karena

Fampitam-pahaiza-manoratra

Ezaka tahirim-bokim-bahoaka hampiroboroboana ny fahaiza-manoratra

Jereo koa

Fahaizana Mamaky Sy Manoratra 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fahaizana Mamaky Sy Manoratra TantaraFahaizana Mamaky Sy Manoratra Fahaiza-manoratra aminny taonjato faha-21Fahaizana Mamaky Sy Manoratra Fiantraika ara-toe-karenaFahaizana Mamaky Sy Manoratra Fampitam-pahaiza-manoratraFahaizana Mamaky Sy Manoratra Ezaka tahirim-bokim-bahoaka hampiroboroboana ny fahaiza-manoratraFahaizana Mamaky Sy Manoratra Jereo koaFahaizana Mamaky Sy Manoratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TajikistànaFiteny italianaLitoaniaKristianisma eto MadagasikaraSektaGerd GanteförOgandaWiki FoundationArsidiôsezin' i FianarantsoaAfrikaNy Olana Telo Vatana2020PaskaDavida (mpanjaka)TetiandroDokuWikiTetiandro hebreoSakalavaAndriamanitra (tokana)FirenenaSatanaEvatoFanandroana malagasyAdijadyAljeriaApôkrifan' ny BaibolyBetsileoEorôpaFaritany eto MadagasikaraRaki-pahalalanaFitoerana masinaRepoblika Malagasy2003Diego MaradonaFiteny anglisyOvyVolanaMadagasikaraTontolo iainana eto MadagasikaraApôstôly roa ambin' ny foloHenri Ratsimbazafy793FiarahamoninaSarindokotraIssa HayatouKolontsainaCommunauté Evangélique Indépendante de MadagascarTempolin' i JerosalemaHasina (fizarazaràna)AbidyTongolo gasyParisyAndriamasinavalonaVondrom-poko ao Azia AtsimoSoratra Masina1939AlohotsyFiteny saksôna ambanyTanzaniaLisitry ny filohan' i Madagasikara2000MediaWikiFokon' i EfraimaCBStany lemakaSarySinaK'un-lun poTetiandro manara-masoandroOhabolanaRené DescartesGUSTAVOEGATOTV (youtuber)Kôrea Atsimo🡆 More