Vy Vato Sakelika

Ny Vy Vato Sakelika dia fikambanana miafina malagasy naorina mpianatra mpitsabo maromaro tamin'ny taona 1913 hanetsika ny fitiavan-tanindrazana.

Ny Vy Vato Sakelika dia fikambanana miafina malagasy naorina mpianatra mpitsabo maromaro tamin'ny taona 1913 hanetsika ny fitiavan-tanindrazana. Nenjehin'ny fahefana mpanjana-tany frantsay ny fikambanana tamin'ny taona 1915. Niisa 223 no voasambotra tamin'ny mpikambana tao ary 41 no naiditra am-ponja ka 8 mandra-pahafatiny. Maro ireo mpikambana izay niditra tao amin'ny tafika frantsay sy nandray anjara tamin'ny Ady Lehibe Voalohany mba hialana amin'ny fanenjehana.

Jereo koa

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Vy Vato Sakelika, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.