Wikimania

'Wikimania'
Wikimania
Anarana Wikimania
Lisitr'ireo firenena nampiantrano

Wikimania Israely (2011)

Daty nisiany voalohany
5 - 7 aogositra 2005
Mpikarakara
Wiki Foundation
Tranokala
((fr)) wikimania
Hanova

Wikimania dia fihaonambe iraisam-pirenena atao isan-taona ka ivondronan'ireo mpandrindra ny volavola tetikasa Wiki. Ny tanjona dia mipaka avy hatrany amin'ny famelabelarana ny traikefa izay efa ananana amin'ireo tetikasa rahavavy toy ny Wiki, Wikibolana, Wikitanisa, Wikiboky, sns.

Fiseho

Fihaonambe Wikimania
Fihaonana Daty Toerana Kaontinanta Mpandray anjara Tahiry fanolorana
Wikimania 2005 5–7 aogositra Wikimania  Alemaina Francfort-sur-le-Main, Alemaina Wikimania  380 diaporama,videô
Wikimania 2006 4–6 aogositra Wikimania  Etazonia Cambridge, Etazonia Wikimania  400 diaporama, taratasy, vidéo
Wikimania 2007 3–4 aogositra Wikimania  Taiwan Taipei, Repoblika Entim-bahoakan'i Sina (Taiwan) Wikimania  440 Sopitra Commons
Wikimania 2008 17–19 jolay Wikimania  Ejipta Alexandrie, Ejipta Wikimania  625 famintinana Archived Febroary 6, 2011 at the Wayback Machine, diaporama, videô
Wikimania 2009 26–28 aogositra Wikimania  Arjentina Buenos Aires, Arjentina Wikimania  559 diaporama, videô
Wikimania 2010 9–11 jolay Wikimania  Polonia Gdańsk, Polonia Wikimania  500 diaporama
Wikimania 2011 4–7 aogositra Wikimania  Isiraely Haïfa, Isiraely Wikimania  720 présentations, videô
Wikimania 2012 12–15 jolay Wikimania  Etazonia Washington D.C, Etazonia Wikimania  1 400 fanolorana, videô
Wikimania 2013 7–11 aogositra Wikimania  Sina Hong Kong, Repoblika Entim-bahoakan'i Sina Wikimania  700
Wikimania 2014 6–10 aogositra Wikimania  London London, Royaume-Uni Wikimania  1 762 videô
Wikimania 2015 15–19 jolay Wikimania  Meksika Meksiko, Meksika Wikimania  Efa vita Mbola tsy misy
Wikimania 2016 21–28 jona Wikimania  Italia Esino Lario, Italiana Wikimania  Hoavy Hoavy

Lisitr'ireo Wikimania

Wikimania 2005 - Francfort

Wikimania 
Global Voices Panel nandritran'ny fihaonana tamin'ny taona 2005. Ireo mpanolotra : Hossein Derakhshan, Ting Chen, Isam Bayazidi, ary Milton Ainehuranga.

Tamin'ny 2005, Wikimania dia notanterahina faha 4- 5- 6 ary faha 7, volana aogositra tao Francfort-sur-le-Main ao Alemaina. Io fivoriambe io dia nahita mpandray anjara 380 tamin'ireo firenena dimam-polo nandray anjara.

Wikimania 2006 - Boston

Ny taona 2006, Wikimania dia notanterahina faha 4- 5 ary faha 6, volana aogositra tao Harvard Law School's Berkman Center for Internet & Society tao Boston ao Etazonia.

Wikimania 2007 - Taipei

Wikimania 
Fivoriambe Chunghwa Telecom tohanan'i Wikimania 2007 tao Taipei

Nanomboka ny 25 septambra 2006, ny Wikimania 2007 izay notanterahina tao Taiwan tamin'ny tanàn-dehibe Taipei ny 3 aogositra ary 5 aogositra taona 2007..

Wikimania 2008 - Alexandrie

Wikimania 
Wikimania Alexandrie 2008

Wikimania izay notanterahina tao Alexandrie tany Ejipta, ny faha 17 jolay hatramin'ny 19 jolay 2008. Izy io dia natao tao Bibliotheca Alexandrina.

Wikimania 2009 - Buenos Aires

Wikimania 
Sary Wikimania 2009 tao Buenos Aires

Wikimania 2009, izay notanterahina ny farany volana aogositra tao Buenos Aires, tany Arzantina. Ny fizarana farana dia natao teo anelanelany Buenos Aires sy Toronto ; Brisbane (Australie) ary Karlsruhe (Alemaina).

Wikimania 2010 - Gdansk

Natao tamin'ny 9 hatramin'ny 11 jolay 2010, tao amin'ny tanàn-dehibe Gdansk, any Polonia.

Wikimania 2011 - Haifa

Wikimania 
Wikimania 2011 tao Haifa

Wikimania 2011 izay natao faha 4 hatramin'ny 7 volana aogositra, tao Haifa, any Israely.

Wikimania 2012 - Washington D.C

[[sary:Trizek at Wikimania 2012 - Flickr - Pierre-Selim.jpg|thumb|Ny Wikimania 2012, iray mpandrindra Wikipedia amin'ny tena frantsay, Trizek, izay nanazava ahoana handraisan'ireo be antitra anjara amin'ny Wiki Wikimania 2012 izay natao faha 10 hatramin'ny faha 15 jolay 2012 tao Washington D.C..

Wikimania 2013 - Hong Kong

Wikimania 2013 izay natao faha 7 hatramin'ny faha 11 aogositra 2013 tao Hong Kong.

Wikimania 2014 - Londres

Nanomboka ny voalohany volana desambra taona 2012, no nisafidianana ny toerana hanaovana ny fihaonana Wikimania 2014. Tanàn-dehibe iray London no voafidy tamin'ny volana may 2013, koa natomboka ny 8 hatramin'ny faha 10 vola aogositra ny fihaonana tao Barbican Centre, izay tanàna mpanao art ngeza indrindra ao Eropa.

Wikimania 2015 - Mexico City

Nanomboka ny voalohany volana may taona 2014, no nisafidianana ny toerana nanaovana ny fihaonana Wikimania 2015.

Wikimania 2016 - Esino Lario

Ny toerana hanaovana ny fihaonana Wikimania 2016 dia hatao ao Esino Lario any Italy.

Tsiahy

Rohy ivelany

Jereo koa

Wiki Foundation

Tags:

Wikimania FisehoWikimania Lisitrireo Wikimania TsiahyWikimania Jereo koaWikimania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ApôlinarismaTontolo iainanaKolontsainaVoronaOtrikaretinaMasoandroZavakantoFanahy Masina (kristianisma)Endolzansy1237AdijadyMozikaZezikaFiteny finoàTestamenta Taloha17 MartsaEspainaAbkaziaFiteny romantsaVintana (finoan-drazana malagasy)1888KôlômbiaFanekem-pinoana apôstôlikaFisaraham-pahefanaDidy FoloFanekem-pinoana nikeanaSaryAdy Lehibe FaharoaMaleziaFibebahanaBokin' i IsaiaFanavakavaham-bolon-koditraFiteny iranianaEorôpa AtsimoMaoritaniaFanjakana MitambatraSlôvakiaJodaismaVintanaAntambahoakaFiteny frisianaAbidy grikaAfrika AfovoanyKodiaranaLavarsFanahy (kolontsaina malagasy)Jerosalema AndrefanaFiteny tiorkaOnjan-dranoTanyBootjack, KaliforniaAlakaosyVolamenaSabelioAzôtaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaJapànaFiteny hebreoJibotỳEglizy katôlika rômaninaMadagasikaraBezanozanoSampan-tenyFilazantsara araka an' i MarkaMeyLimaMohamadyFanambaràna ny hevitry ny nofyTsekôslôvakiaTrombaAntankaranaFady (malagasy)IsraelyFanenomanaSaonjo🡆 More