Galileo Galilei

I Galileo Galilei (amin'ny teny italiana : Galileo Galilei ; teny latina : Galilaeus Galilaei) teraka tamin'ny 15 Febraory 1564 tany Pisa, (Fanjakan'i Italia) ary maty ny 4 Janoary 1642 tany Firenze (Fanjakan'i Italia) dia dokotera ary mpahay hainkintana, fiziky ary filôzôfy italiana izay nalaza tamin'ny teôria navoakany mikasika ny fisian'ny Masoandro eo afovoan'Izao Tontolo Izao ary ny fihodinan'ny Tany manodidin'ny Masoandro.

Ny vokatr'iazany teôria izany —izay manova lalina ny fomba fijery eken'ny Fiangonana Katôlika tamin'izany fotoana izany— dia antsoana revôlisiôna kopernisiana.

Galileo Galilei
Galileo Galilei
Galileo Galilei

Jereo koa

Hafa

Tsiahy

Tags:

156416424 JanoaryFirenzeFiteny italianaFiteny latinaHainkintanaMasoandroPisaTany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Augustin rajonFady (malagasy)Mpisolo fotoanaAdimizana197315241994Apôkalipsy voalohan' i JakôbaSilamoRainilaiarivonySiansaFiteny aostrônezianaFahaizana mamaky sy manoratraBoky protokanonikaBrécy, AisneMozikaEvanjely grikan' ny EjipsianaF1 Jona(101120) 1998 RO53SeiselyAkademia MalagasyBokin' i DanielaRoger ByrneRanoFaritra SavaThabo MbekiFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraHermann HesseZanadralambo1885Paiso (voany)FahasalamanaDokotraSoson-drivotraKabary famangianaPôlitika eto MadagasikaraMpaminany lehibeForyHaitsikerafitenyAdama sy EvaAmpiposahana (faritra)HasinaAfrikaFiteny sanskrityTetiandro malagasyRepoblika Demôkratikan' i KôngôAsombolaTobilehibe FarihimenaHabakabakaZanatsoratraPôlitikaJesoa araka ny kristianismaKôngô-BrazzavilleEorôpa Atsimo-AtsinananaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankina8 MartsaLalan-jazaPoopyEndolzansyJodasy IskariôtaMadagasikara zanatany frantsayFilaza mandidyTanyTobilehibeZavakantoAterinetoHebreo (vahoaka)Kônsily Vatikàna IIEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloBaibolyPenguinFiteny slôvena🡆 More