Nupedia

Ny Nupedia dia tetikasan-drakipahalalàna naorin'i Jimmy Wales tamin'ny 9 Marsa 2000 izay niasan'i Larry Sanger amin'ny maha lehiben'ny fanontana azy, sady nahazo famatsiam-bola tamin'ny orinasa Bomis.

Miavaka amin'ny Wiki izy noho izy sarotiny kokoa amin'ny fampidirana lahatsoratra vaovao, noho ny komity ara-tsiansa izay mikendry hanao rakipahalalàna tsara dia tsara afaka mitaha amin'ny rakipahalalàna nataon'ny matihanina amidy eny an-tsena. Heverina ho matotra kokoa izy, nefa ny havitsian'ny mpandray anjara dia namarana ny momba azy ka nikatona tanteraka ny Nupedia tamin'ny 26 Septambra 2003. Tamin'ny fotoana nijanonany dia nisy lahatsoratra 25 nampidirina tao amin'io rakipahalalàna io, 3 hafa hita tao amin'ny Wikipedia koa ary ny 74 mbola teo an-dalam-pivoarana.

Nupedia
Lôgôn'ny Nupedia

Tags:

Jimmy WalesLarry SangerRakipahalalànaWikipedia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny jeôrjianaFiangonana Ôrtôdôksa Kôptan' i AleksandriaHetraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Napoléon IJeôgrafiaFaritra eto MadagasikaraRanomasimbe IndianaVintana (finoan-drazana malagasy)Robin WilliamsGdańskFady (malagasy)Tetiandro litorjikan'ny Fiangonana katolika siro-malabara485BrezilaJodasy IskariôtaIndiaPierre-Emerick AubameyangAlohotsyHernán CrespoEtazoniaCulver City, KaliforniaSorona masinaKleôpatra VIIAC/DCKônfosianismaTafika an-tanety10 MartsaWashington D.C.Java Atsinanana11 AprilyMosesySacramento, KaliforniaMaskareina (tamba-nosy)Yom KippurKininina (zavamaniry)BetsimisarakaFiteny araboSakramentaJesoa ara-tantaraKrishnaSavoaTexasAdaoroXherdan ShaqiriJa'far al-SâdiqJavaAl-NawawiHypertext Markup LanguageTetiandro hebreoQueenDidy FoloMarko AorelioLalao OlimpikaJimmy WalesMuslim b. al-HajjajRobert StephensonSunan Abī DāwudBiôgrafiaSôkratyVirijiny (antokon-kintana)MollasaniKolontsaina malagasyAlahamadyDavid FusterSodàna1391FitampohaAogostino avy any Hipôna(2196) Ellicott🡆 More