Hetra

Ny hetra dia vola izay tsy maintsy aloan' ny olona amin' ny governemanta.

Tamin' ny Andro Taloha, ny olona avy amin' ny tanàna na faritra iray dia manafika ny olona avy amin' ny toerana hafa, ka manery azy ireo handoa hetra. Ny hetra dia midika fa mandoa vola (na zavatra hafa) ny olona resy, ary ny mpandresy dia tsy hanafika azy ireo intsony. Ny hetra malaza dia ny Danegeld, rehefa resin' ny olona avy any Danemarka ny ampahan' i Angletera dia nampandoaviny vola madinika volafotsy an' arivony ny Anglisy.

Amin' ny alalan' ny hetra no andoavan' ny governemanta ny karaman' ny mpiasan' ny firenena na fanjakana na ny tanàna. Io vola io dia andoavana ny karaman' ny olona izay miasa ho an' ny governemanta sy andoavana ny fandaniam-bola ataon' ny governemanta toy ny fanamboarana na fikojakajana ny lalana sy ny tetezana.

Karazan-ketra

Maro ny karazana hetra. Ny hetra sasany dia mifototra amin' ny vola azon' ny olona iray. Arakaraka ny habetsahan' ny vola karaman' ny olona iray no vao mainka mahatonga azy hampandoavina vola betsaka. Izany no antsoina hoe hetra amin' ny fidiram-bola.

Jereo koa

Tags:

GovernemantaVola

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Wiki CommonsFrancis Ford CoppolaMilina fanoratanaAFilazantsara sinôptikaAberdeen, South Dakota20 NovambraAlex MorganTestamenta VaovaoAlakaosyDokuWikiVoromaheryMarcel DesaillyFikambanana Iraisam-Pirenena ho an' ny Fitahirizana ny Zavaboary19673 MeyTontolo iainana eto MadagasikaraBokin' i HabakokaWVehivavy2007Vavolombelon' i JehovahBodismaAurangzebWayback MachineAntankaranaZanabintanaBoky faharoan' ny TantaraFaminanianaRainisoalambo31 MeyMichael SchumacherFitenim-paritra malagasyMagmaJean-Joseph RabeariveloOwen HargreavesJoel PohjanpaloKongonaLalàmpanorenan' i MadagasikaraAdimizanaAbrahama (patriarka)RosiaOmbyHelmut KohlKônsily ekiomenikaFiraisana ara-nofoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Vano-kiraroTsirintenyPaska28 SeptambraTroutdale, OregonSampy (malagasy)SikidyJoany (evanjelista)Angatra (aretina)Domingos PaciênciaKilalakyFanandroana babilônianaFiteny malagasy ôfisialyAotrisyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaHavatsa-UPEMJackson, OhioTayshaun PrinceAlahamadibeKyle NaughtonFahalalahanaVolanaRazana (finoana malagasy)SukarnoRedmond, OregonAndrianampoinimerinaTrombaZafy AlbertKambana (antokon-kintana)🡆 More