Fiteny Slôvena: Fiteny

Ny fiteny slôvena dia fiteny ao amin' ny vondrom-piteny slava sady zana-bondron' ny fiteny slava atsimo, ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Olona miisa 2 000 000 any ho any no miteny azy, ka ny ankamaroany dia monina ao Slôvenia nefa misy koa ny any Aotrisy sy any Italia. Fiteny ôfisialin' i Slovenia ny fiteny slôvena sady isan' ny fiteny ôfisialin'ny Vondrona eorôpeana.

Nitahiry ny toetran' ny fiteny slava tranainy ny fiteny slôvena sady niharan' ny fomban' ny fiteny latina sy ny fiteny alemàna sy ny fiteny italiana ary ny fiteny friôlàna. Ny 1/3n' ny voambolan' ny fiteny slôvena dia iraisany amin' ny fiteny serbô-krôata.

Tags:

AotrisyFiteny indo-eoropeanaFiteny slavaItaliaSlôvenia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MontanaRadama IIFiteny malagasyNjakatianaCaliforniaOhabolanaJean-Joseph RabeariveloKristianismaVorombolaKor'anyTambintenyHarin-karena faobeEpistily ho an' ny RômanaQIT Madagascar MineralsFifohazana AnkaramalazaMpaminanyArabia SaoditaBetsileoAngatra (aretina)VezoFanjanahantanyTenerifeFivavahana eto MadagasikaraFifohazana Soatanàna1989AsombolaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyAnthiyurBorondyWikiPaositra MalagasyFaritra eto MadagasikaraVoronaRavelonjanahary\Repoblika Entim-Bahoakan' i SinaKainaAntemoroMpampiankin-tenyHypertext Markup LanguageFiteny betsileoFamonjenaHelsinki31 MartsaFiteny araboRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Sabata (jiosy)Sokajin-tenyFokom-pirenen' i IsraelyHasina (zavamaniry)Arama (faritra)ZavaboaryFransiskaninaISO 4217Fampianaran-diso (fivavahana)Lanitra (finoana)GaliaEpistily nosoratan' i JakôbaAnaranaFanatontoloanaTobilehibeFirenenaAndrianaSaint-Clément, AisneMasikoroBaraFifandraisan-davitraFiteny tamilyMeyDmitri MedvedevKabary famangianaDagestànaMpampitohy teny🡆 More