Famonjena

Ny famonjena dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny fanahin' ny olombelona amin' ny fahotana sy amin' ny vokatr' izany mba hahafahany ho velona mandrakizay fa tsy hovoaheloka mandrakizay.

Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny fahasoavan' Andriamanitra (azon' ny olona tsy mendrika izany), na vokatry ny safidy malalaka sy ny ezaky ny olona samirery (azon' ny olona noho ny fahamendrehany), na vokatry ny fikambanan' ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny ezaka ataon' ny olombelona. Tsy mitovy ny fiheveran' ny fivavahana samihafa ny atao hoe famonjena. Atao hoe sôteriôlôjia ny teôlôjian' ny famonjena.

Jereo koa

Tags:

Fahasoavana (finoana)FahotanaFanahin'olombelonaFiainana mandrakizaySôteriôlôjiaTeôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JerosalemaHetra20 JolayTwitterMetôdismaFiteny araboFisoronana sy fanalana vintanaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFilazantsara araka an' i MarkaBaraFototenyApollo 11Mari-piatoanaAzerbaijànaLioka6 NovambraBealananaFiraisana ara-nofoMetairie, LouisianaWikipediaDavida (mpanjaka)Andy WarholFifohazana (kristianisma malagasy)Alakamisy AnativatoIrànaRadama VoalohanyEorôpaBaiboly katôlikaFiteny japôneyFianarana ny fanatontoloanaNjakatianaFatranaFiteny espaniôlaKanadaKristôlôjiaDistrikan'Antananarivo-AtsimondranoFilazantsara araka an' i JoanyMenalambaPastoraHebron, North DakotaMpampiankina fehezankevitraOperaRepoblika MalagasyTetiandro litorjika kristianaFirenenaKabary tera-baoAdimizanaEpistilin' i PaolyTerakaHaifisaina sy hetsi-poBaiboly amin' ny teny malagasyFibebahanaKolontsaina malagasyKoakerismaIndôneziaFariseoForyEpistilin' i BarnabasyBibyMustafa Kemal AtatürkFamoranaRanavalona I13 NovambraEuroAkohoNina HartleyHarvey KormanTontolo iainanaKafeListe des indicatifs téléphoniques internationaux par pays🡆 More