Fiteny Slava

Ny fiteny slava dia ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny vondrom-piteny baltô-slava.

Vondrom-pitenin' ny olona monina ao Eorôpa Afovoany sy ao Balkana sy ao Eorôpa Atsinanana sy ao Siberia ary ao amin' ny tapany farany atsinanan' i Rosia ary ao Azia Afovoany.

Fiteny Slava
Fiteny slava

Sampan' ny fianakaviam-piteny slava

Mizara fianakaviana telo ireo fiteny slava ireo, dia ny fianakaviam-piteny slava atsinanana sy andrefana ary atsimo.

Fiteny slava atsinanana

Ny fiteny rosiana, ny fiteny bielôrosiana, ny fiteny rotena na rosina ary ny fiteny okrainiana dia ao amin' ny fianakaviam-piteny slava atsinanana.

Fiteny slava andrefana

Ny fiteny tseka, ny fiteny slôvaka, ny fiteny soraba ary ny fiteny pôlôney sy ireo fiteny lesitika tahaka azy (fiteny kasoba, polaba, slôvitsa ary silesiana) dia ao amin' ny fianakaviam-piteny slava andrefana.

Fiteny slava atsimo

Ny fiteny serbô-krôaty (fiteny krôaty, fiteny bôsniana, fiteny môntenegrina, fiteny serba) sy ny fiteny bolgara, ny fiteny makedôniana ary ny fiteny slôvena dia isan' ny fianakaviam-piteny slava atsimo.

Fanoratana ny fiteny slava

Soratana amin' ny abidy latina nampiana mari-tsoratra ny fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny slava andrefana. Ireo fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny slava atsimo dia soratana amin' ny abidy sirilika sy amin' ny abidy latina. Ny fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny slava atsinanana dia soratana amin'ny abidy sirilika.

Jereo koa:

Vondrona ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana

Tags:

Fiteny Slava Sampan ny fianakaviam-piteny slavaFiteny Slava Fanoratana ny fiteny slavaFiteny Slava Jereo koa:Fiteny SlavaAzia AfovoanyBalkanaEorôpa AfovoanyEorôpa AtsinananaFiteny baltô-slavaFiteny indô-eorôpeanaRosiaSiberia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SilamoMaaniany (vahoaka)SaolyFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyTenim-pinoanaSandam-bolaRanavalona IIIslandyThéophile SeyrigFiteny soedoàTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTantaran' i EtazoniaAdy Lehibe FaharoaToekaren' i MadagasikaraRavalomanana MarcVolana (fotoana)LezôtôFahafatesanaMaritrano22 AprilyFaditraFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraRonald ReaganGregôrio IXBootzheim1997Andron'ny TanyElamaWFiteny latinaFitiavan-tanindrazanaBokin' ny GenesisyAndro faranyAbdônaJean-Joseph RabeariveloWikipediaLibànaHasidismaDidy FoloZebraFanekem-pinoana apôstôlikaLiberiaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaMpampitohy (fitsipiteny)Ambaliha (Ambanja)Fokom-pirenen' i BenjaminaAmbrôsio avy any MilanoKilalaoNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFaribolana SandratraFilistinaAAnamalahoHans Holbein le JeuneBaskin-RobbinsWiki CommonsFrantsayMenalambaTorkmenistànaBokyRazana (finoana malagasy)Melody TimeZafisoroAnaranaAlohotsyFrank ZappaPrôtestantismaFilazam-potoana hoavyZazavavindrano1900Bill Clinton🡆 More