Tenim-Pinoana

Ny tenim-pinoana na teny finoana na dôgma (soratana koa hoe dogma) dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana.

Ao amin'ny fivavahana kristiana, ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny Soratra Masina na avy amin'ny lovam-pampianarana (na lovantsofina) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ôrtôdôksia") sady nanoherana ireo atao hoe "fampianaran-diso" (na "herezia").

Jereo koa:

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanjakan' ImerinaFiteny malagasyAndriamahatindriarivoPaskaCarl Friedrich GaussDidy FoloBaraIndôneziaBokin' ny Mpaminany 123 JonaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)SihanakaWilliam Kamkwamba1225Volana (fotoana)Vahoaka jermanikaGdańskHasina (hery tsy hita maso)Fisoronana sy fanalana vintanaSeptambraTaom-baovao malagasyFoko eto MadagasikaraIndiaFaritra ItasyBetsimisarakaHypertext Markup LanguageFrederick BrooksAlfred LoeddingAdaoroBrennilisAndriamanitra ZanakaTalatamatyMpizara tosikaTontolo AraboFiteny anglisySiméon RajaonaAziaAndriamasinavalonaSektaZanak' Andriamanitra (maro)Fitenim-paritra malagasyTsofokaFaritany eto MadagasikaraNina HartleyAntandroyKalandrie litorjika katôlika rômaninaRosiaStephen CurryMellacTsiefaFararanoBaolina kitraAndriamangariraFiangonana Loterana MalagasyZôdiakaMeySalamo faha-82Baskin-RobbinsLeBron JamesRaki-pahalalanaFahaterahanaFiangonana Batista Biblika eto MadagasikaraFanekem-pinoana apôstôlikaBritaina Lehibe🡆 More