Foto-Pampianarana

Ny foto-pampianarana dia fitambaran' ny fiheverana ao amin' ny rijan-kevitra apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina.

Indraindray dia mety ho heverina ho mamitaka sy tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny ny foto-pampianarana, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao (dôgmatika), arakaraka ny fiaviany, izay mety ho ara-pivavahana na ara-pedrà. Misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny pôlitika, ny lalàna, ny toekarena, ny fivavahana, ny filôzôfia, ny siansa, ny fiarahamonina, ny tafika, sns ny foto-pampianarana.

Jereo koa

Tags:

FedràFiaraha-moninaFilôzôfiaFivavahanaLalànaPolitikaRijan-kevitraSiansaToe-karena

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MadagasikaraTantala (metaly)Kor'anySt. Louis, MissouriSaint Paul, MinnesotaSamuel RatanyRosiaKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaBaiboly katôlikaMatioBokin' i ÔbadiaVolanaEkiomenismaRalamboFokon' i IsraelyAurangzebPaska jiosySoronaVorombolaFiarahamoninaFanandroana malagasyGoogleAndramasinaBeosySheshtomadNikolai TrubetzkoyLufthansaFifadian-kaninaLauderdale, MinnesotaFoko eto MadagasikaraHermann HesseGogoFariseoWilliam KamkwambaMont-Saint-AignanFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoAntemoroHazo fijalianaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTakelak' i Abrahama sy i MosesyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)BetsimisarakaVoltora ejiptanaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôKabary famangianaAndriamanitra ZanakaCroutelleLed ZeppelinFahotanaJitànaFanjanahantanyBokin' ny MpitsaraWilliam Peter BlattyFivavahanaTorkiaFanahyTV plus MadagascarFlamingôGaliaMichael FinckeFanatitraZhuge LiangSektaBaraMangahazoBokyPaoly (apôstôly)Charles S. FairfaxFilazantsara araka an' i MatioMozilla FirefoxFitiavan-tanindrazanaLagoa d'AntaAlfonso GuerraAritmetika🡆 More