Liberià

I Liberià na ny Repoblikan' i Liberià dia firenena ao Afrika Andrefana izay manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika, sady manana velaran-tany mirefy 99 067 km².

Liberià {{ }}
((mg))
Sainan'i Liberia Fanevan'i Liberia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Liberià
Teny ofisialy English
Renivohitra Monrovia
[[|Monrovia]]
Fitondrana sy governemanta
 -
Repoblika
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 103
111 369 km²
13.5%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 130
3 476 608 mpo.
35,5 mpo./km²
Anaran'ny mponina
Sandam-bola Liberian dollar (LRD)
Faritr'ora UTC +0
Hiram-pirenena "The love of liberty brought us here"
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+231

I Monrovia no renivohiny, miray sisin-tany ao avaratra-andrefana amin' i Siera Leôna, ao avaratra amin' i Ginea ary ao atsinanana amin' i Kôtidivoara, i Atlantika no mamaritra azy avy avy ao atsimo-atsimo-atsinanana sy andrefana-atsimo-andrefana. Nisy mponina miisa 4 299 944 i Liberià tamin' ny taona 2016. Atao hoe Liberiana ny vahoakan' io firenena io.

Manana morontsiraka mirefy 600 km any ho any ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika i Liberià. Mifandimby eny amin' ny morontsiraka ny tany lemaka misy fambolena sy ny alan-tany orana. Ny any afovoan' ny tany dia anjakan' ny lembalemba sy alan-jana-pehintany midadasika.

Ny mponina ao Liberià dia voarafitry ny vondrom-poko roa lehibe, dia ny vahoaka tompon-tany (95 %n' ny mponina) sy ny Amerikanô-Liberiana (taranaky ny andevo nafahana avy any Etazonia tamin' ny taonjato faha-19).

Manana korian-drano betsaka sy harena an-kibon' ny tany betsaka koa (toy ny vy sy ny volamena, ary ny diamondra) i Liberià. Niankina tamin' ny fanondranana akora fanodina sy vokatra fototra ny toekaren' i Liberià talohan' ny ady an-trano tamin' ny taona 1988, fa nandritra sy taorian' izay dia nidina ambany dia ambany izany toekarena izany.

Liberià
Sarin-tanin' i Liberia

I Liberià no firenena nahazo fahaleovan-tena voalohany aty Afrika, tamin' ny taona 1847. Ny fiteny anglisy no fiteny ôfisialiny, nefa misy fiteny afrikana maro izay ampiasain' ny olona andavavandro.

Jereo koa

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe


Kôntinenta eto an-tany

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Radama Voalohany547SiansaTV plus MadagascarBraunschweigBokin' ny TantaraVolahavana GermaineIrànaTsekia1095Jesoa araka ny kristianismaFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraFiteny alemànaArp 276500Fitodika ataoMax von SydowBoky faharoan' ny MakabeoBaiboly katôlikaStar (orinasa)Tsinjoarivo (Fenoarivobe)KabaryFivavahan-drazana malagasyAndriamanalina ISaint-MontanAmbiroaZon' olombelonaFoko eto MadagasikaraFerber Enterprises(57215) 2001 QA65Epistily ho an' ny RômanaUnited States Department of State12 AogositraSakramentaJodaismaHugo GattiMarshall LeffertsRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Kalandrie RonikaSamuel RatanyAlikaola (simia)KantoGisa1924Fameno (fitsipiteny)Jeannette WingFitodika iharanaIndiaDokuWikiOmbyStåle SolbakkenRova ManjakamiadanaLabieraDebianFahasoavana (finoana)Mosavy (finoana malagasy)TsipoyAtsinanana AkaikyVoahangyAlemainaAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaBiôgrafiaWikipediaOsloLalàmpanorenanaJiosy-2000Emboka manitraFinoana1923🡆 More