Fiteny Okrainiana

Ny fiteny okrainiana dia iray amin' ny fiteny efatra ao amin' ny sampana atsinanana amin' ny vondrom-piteny slava, ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ka ny telo hafa dia ny fiteny belarôsiana sy ny fiteny rosiana sy ary ny fiteny rosina (na fiteny rotena).

Fiteny ôfisialin' i Okraina ny fiteny okrainiana. Atao hoe українська мова / ukrayins'ka mova io fiteny io amin' ny fiteny okrainiana.

Fiteny okrainiana

Jereo koa

Tags:

Fiteny bielôrosianaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny rosianaFiteny rosinaFiteny slavaOkraina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

N1929XPôlitikaFiangonana Jesosy MamonjySeleokidaSandam-bolaKyiv1920Mpanao gazety1977International Standard Name IdentifierVezo193830ItaliaVyKalandrie persanaFianakavia-mpanjaka lagida1879Fiteny grikaRanomasina81777New JerseyMetalyOmbyVintanaLinux1985Hasin-tenyHara-magedona1959RiyadhDenverFitsarana faranyAntesakaRova ManjakamiadanaMeryl StreepAnatôlia1850MLohataonaKalandrie hindoaAntambahoakaZon' olombelonaMosesyEToekarenaMerinaRanomasimbe PasifikaWikipedia1868Hong KongFiteny vezoIMasoandro2004Wi-FiKelly SantosKabary am-panambadiana1853Mari-piatoanaFizaràn-taona33UtahNosy BeSiansa ara-tsôsialy35Fampihorohoroana2010ForyAurangzeb🡆 More