Filazam-Potoana Hoavy

Ny filazam-potoana hoavy dia endriky ny teny atao entimilaza, indrindra ny matoanteny, izay manondro amin' ny alalan' ny mari-potoana, fa ny fotoana isehoan' ny asa na ny toetra lazaina amin' io entimilaza na matoanteny io dia hiseho aorian' ny fotoana itenenana.

Amin' ny ankapobeny ny filazam-potoana hoavy dia manondro ny fotoana aorian' ny fotoana itenenana sady misaraka mazava tsara aminy. Ny hoavy dia mety hoavy ampitahaina amin' ny fotoana lasa atao fiaingana ka misy ny fiteny manana fomba hanehoany izany hoavy avy amin' ny lasa izany, ka anisan' izany ny fiteny frantsay izay manana ny tao hoe "hoavin' ny lasa" (frantsay: futur du passé) izay mitovy endrika amin' ny filaza mihonohono (frantsay: mode conditionnel).

Ao amin' ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin' ny mari-panehoan-javatra dia ahitana ireto filazam-potoana hoavy ireto:

Jereo koa

Tags:

EntimilazaMatoanteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZambiaChun Doo-hwanIaldabaôtaBaiboly prôtestantafiompianaKilômetatra toradroaMerinaNoritake TakaharaFiteny gbeJulie FoudyPentekôstaFoko eto MadagasikaraGünter WillumeitRadama IIAngôvon'ny masoandroAndrianamboninolonaRepoblika Demokratika MalagasyTeófilo CubillasTsao ChiehAntanandava (Ambatondrazaka)MadagasikaraManuel Jiménez JiménezMartioraPaoly (apôstôly)Wichita Falls, TexasGnôstisismaTiffany MynxJeanne d'Arc640AnkaranaFitsanganan' i Jesoa ho velonaRatsiraka DidierGotthilf Hagen1680Asan' ny ApôstôlyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraBroneyEsnesRanomasina MediteraneaGeorg BrintrupTestamenta VaovaoKalifaSaint-Jean-sur-RichelieuAlahamadyRanomasinaAmbovombeAdizaozaFilazantsaraEsôterismaRay aman-drenyTobilehibeAntokon-kintanaFanonganam-panjakanaRasendrasoaTempolin' i JerosalemaSalehabad, IlamMaurice LévyAostraliaAsabotsySarielaRofiaMaleziaPál GáborSomatraTimurVolafotsy19 AprilyOram-panala26 AprilyX-SAMPAFilazantsara miafin' i MarkaNur, IranTwitterTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô🡆 More