Fiteny Keltika

Ny fiteny keltika na fiteny seltika dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, izay misampana roa, ka ahitana ireo fiteny keltika an-tanibe sy ireo fiteny keltika a-nosy (ireo fiteny gaelika sy ireo fiteny britônika).

  • Fiteny keltika an-tanibe: fiteny gaoloà, fiteny lepontika, fiteny keltibera, fiteny galatiana (na galata), fiteny norika,
Fiteny Keltika
Maitso antitra: be mpiteny seltika; maitso tanora: vitsy mpiteny seltika.
  • Fiteny gaelika: fiteny ekôsey, fiteny irlandey, fiteny gaelga),
  • Fiteny britônika: fiteny galoà na kimrika, fiteny kornika, fiteny bretôna, fiteny kambriana ary fiteny pikta.

Jereo koa

Fiteny indô-eorôpeana

Hafa

Tags:

Fianakaviam-piteny indô-eorôpeana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaTsinyFiarakodiaSorona masinaModesto, KaliforniaVolana (fotoana)KristianinaVezoFifohazana AnkaramalazaSampan-tenyDistrikan'i MaintiranoZavaboaryFaritra MelakyAnatôliaIndôneziaAdaloBokin' i EzekielaMalakiaJerosalemaFanjakan' i Israely (mitambatra)AntananarivoVorona1925AntankaranaFiteny hindỳFamonjenaTrozonaFiteny kasmiryTsimihetyQIT Madagascar MineralsPaskaAAdy LehibeLaurent CantetTrombaDarryl StarbirdHypertext Markup LanguageForyFanavakavahanaMerkioraHasinaTetiandroGerd GanteförHarin-karena faobeMpampiankin-tenyBokin' i DanielaWikiAnthiyur2020Fampakaram-bady tao KanàVictoire RasoamanarivoTestamenta VaovaoBiôgrafiaFaritanin' AntananarivoFamadihanaAziaFanalana faditraOnitiana RealyTobim-pifohazanaMadagasikaraJohannes VermeerAlahasatyFihavananaGrisy1911Richard I an'i AngleteraTsikafonkafombazahaHoratio NelsonIsaia (mpaminany)Siddhartha GautamaGnôstisismaAntanosyMpisolo (fitsipiteny)🡆 More