Fiteny Irlandey

Ny fiteny irlandey, izay atao hoe fiteny gaelikan'i Irlandy na fiteny gaelika irlandey, dia fiteny seltika ao amin'ny vondrom-pitenin'ireo fiteny gaelika izay tenenina ao amin'ny nosin'i Irlandy hatramin'ny niavian'ireo Gaela.

Io no fiteny ofisialin'i Irlandy ka ny manaraka azy ao dia ny fiteny anglisy sady fitenim-paritra izy ao Irlandy Avaratra araka ny Dina eoropeana momba ny fitenim-paritra na fitenin'ny vitsy anisa. Lasa fiteny ofisialy ao amin'ny Vondrona Eoropeana izy tamin'ny 13 Jona 2005 ary izany fanapahan-kevitra izany dia nanomboka nanan-kery tamin'ny 01 Janoary 2007. Ireo faritra vitsivitsy mbola misy mpiteny irlandey dia atao hoe Gaeltachtaí.

Tags:

Fiteny anglisyIrlandaVondrona Eoropeana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FahazavanaMpampiankinaBanto (vahoaka)LoteranismaPôlitika eto MadagasikaraFanatitraRepoblikan' i KôngôLionaNosy LonjoAnjely potrakaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraFanandroana malagasyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaWiki FoundationSokajin-tenyLahatraSiliaFokom-pirenen' i JodàKabary famangianaBibilavaOsyAntankaranaEpistily ho an' ny Rômana28 MartsaLondon Missionary SocietyAntanosyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Pio XTongolo gasyFiteny jeôrjianaCurrent eventsFirenena MikambanaRaki-pahalalanaFilazam-potoana (fitsipiteny)EvanjelismaElamaDavida (mpanjaka)Taom-baovao malagasyHaifisaina sy hetsi-poHavatsa-UPEMFifohazana (kristianisma malagasy)Fokom-pirenen' i SimeônaKôngô-BrazzavilleMicrosoft WindowsVezoJirofoFanafodyJean-Joseph RabeariveloKabary am-panambadianaVolana (fotoana)AviavyFilazam-potoana hoavyPaiso (voany)ZivaThéophile SeyrigFaritra VatovavyVoanihoLiberiaSilamoFomban-drazanaZanabintanaFilôzôfiaTantara ny Andriana eto MadagasikaraKilalaoDemôkrasiaAnjelôlôjiaMalagasy (vahoaka)AlakaosyVanin-tenySMOTIGDidy Folo🡆 More