Smotig

Ny SMOTIG na Service de la main d'oeuvre des travaux publics d'intérêt général dia rafitr'asa terena nampiharin'ny governora jeneraly Olivier tao Madagasikara nanomboka tamin'ny taona 1928 hatramin'ny taona 1945.

Fanolorana

Ny SMOTIG dia niorina avy tamin'ny sitrapon'ny governera jeneraly Olivier, izay notendrena taorian'ny fandaozan'ny mpiandoha azy, ny governora jeneraly Garbit, mba hampivoatra ny firenena amin'ny alalan'ny fampiasana olona tanora izay ampidirina amin'ny alalan'ny asa tsy maintsy atao.

Tags:

Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanalan-jazaJesoaFiteny soahilyZhiyunPragueFiteny serbaKirenaikaFiompianaTselatraBatisaElizabeth IILakewood, ColoradoMaharashtraSenegalyFanambaràna ny hevitry ny nofyGaliaZanahary (finoan-drazana malagasy)Gideon SundbäckFanekem-pinoanaGanaganadiaFiteny albaneyMponinaSigmund FreudFiteny alemànaSolonTanalaFiteny indônezianaGondolaPekahiaMadagasikaraSukarnoTovo J'HayFiteny haosaTantaran' i EtazoniaHawaiiAdimizanaSebastian BleischAsunciónFrançois VillonMaria MagdalenaKôtidivoaraMôngôliaRené DescartesEmpira Asiriana VaovaoAntesakaGeorges MélièsNikeaPaskaBoeing 727TorkiaLudwig WittgensteinVinanihefak' i NilyOhabolanaAztekaFiteny kmeraFitiavan-tanindrazanaZimbaboeSt. ThomasFandraisanaLoris KariusPentekôstaRaki-pahalalanaVincent CasselVanimpotoana Fiavian'ny Tompo (katolika)VolafotsyTanibeRova ManjakamiadanaTaioànaSokatraFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010Fankalazana ny Fiakaran' i JesoaSakalava🡆 More