Osy

Ny osy dia karazam-biby misy nono mihinana ahitra sady mamadi-kota, iray fianakaviana amin' ny omby izy ary maro koa ny biby mitovy karazana amin' ny osy.

Raha ompiana ny osy amin' ny ankapobeny, dia tsy vitsy ny osidia toy ny hita any Kaokazy, Iràna, Iràka ary Afganistàna. Efa tany alohan' ny taonarivo faha-8 tal. J.K. no nanombohan' ny olona niompy osy. Ompiana ny osy mba hahazoana ny rononony, ny hodiny, ny volony ary ny henany. Mirefy eo amin' ny 60 sm hatramin' ny 1 m ny osy, arakaraka ny karazany. Misy somotra na ny osilahy na ny osivavy. Afaka miaina amin' ny faritra misy toetany maina sy be tendrombohitra ny osy.

Osy
Osivavy ompiana ao Mouscron any Belzika.

Jereo koa

Tags:

AfganistànaHenaHoditraIràkaIrànaKaokazyOmbyRonono

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Aberdeen, South DakotaMosavy (finoana malagasy)4 JolayBaolina kitraTobilehibe AnkaramalazaMediaWikiDemôkrasiaTantaraMpandrindra milinaLamosinaNosy KelyLavabodyGeorge EastmanFanjakan' ImerinaVolana (fotoana)AlakaraboMofom-pandraisanaAkoranafoBoky faharoan' ny TantaraAsorotanyFanatontoloanaKristianismaMazia (finoana)17941870Tontolo iainana eto MadagasikaraApôstôly roa ambin' ny foloAdy LehibeGoiana FrantsayBokin' i HenôkaLiliane de KermadecFifohazana SoatanànaFilazantsaraPrôtestantisma eto MadagasikaraFirenena MikambanaDamouzyIrànaVavam-pivavianaJerry West26 Janoary427DokuWikiFiaramanidinaZazavavindranoAntanosyX-SAMPAEtazoniaWiki CommonsLuigi LuiggiTaonaFitodika sehatraRenivintanaMadagasikaraAkangaIsaia (mpaminany)Ramon MagsaysayVoayVorontsilozaAntandroy642HeltonAlahasatyFilazantsara araka an' i MatioRôma TalohaFahalalahanaAndriamangariraApollonios de PergaNono (an' ny olombelona)BetsileoToamasinaKyle NaughtonApôkrifan' ny Testamenta Vaovao8 Jona🡆 More