Fanatitra

Ny fanatitra dia fanomezana ataon' ny mpino ho an' ny andriamanitra na ho an' ny zavatra ivavahana, na hoan' ny olona na zavatra hafa hanomezam-boninahitra an' ilay na an' ireo andriamanitra ireo na ilay zavatra ivavahana.

Maro karazana ny fanaovana fanatitra, ka ao ny fanomezana ho an' ny olona tsy manana, ao ny fametrahana zavatra heverina ho masina eo amin' ny fitoerana masina natokana ho an' ny andriamanitra, ao ny fanomezana zavatra ho fanefana ny voady natao, ao ny fanidinana zavapisotro amin' ny tany na amin' ny toerana iray, ao ny fanaterana lohavokatra ary ao ny fanaovana sorona. Maro ny karazam-pivavahana manao fanatitra, ka anisan' izany ny fivavahan' ny Egiptiana tamin' ny Andro Taloha, ny jodaisma, ny samaritanisma, ny bodisma ary ny kristianisma.

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (anarana iombonana)Andro TalohaBodismaFitoerana masinaJodaismaKristianismaSamaritanismaSoronaVoady ara-pivavahana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Didy FoloFiteny hebreoIsaia (mpaminany)Main PageSiddhartha GautamaTontolo iainanaMpampiankin-tenyKiantenyAlahamadyGoogleMeySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAsabotsyAnatôliaÔseaniaSiansaFanambadianaSinaArmeniaGeorges AndriamanantenaIngosetiaHypertext Markup LanguageKainaFanalana faditraMark Jerrum1925Sokajin-tenySydneyTsimihetyFahababoana tany BabilônaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AntankaranaAsa AkiraFanjakan' Imerina1840849Mpampiankina fehezankevitraQIT Madagascar MineralsGaliaSadoseoMôsikaoAmpongaFanjakan' i Israely (mitambatra)Mpandrindra milinaKalandrie litorjika katôlika rômaninaLaurent CantetLisitry ny filohan' i MadagasikaraAmontanaTobim-pifohazanaZahaMeivazyElliot ShevelJodaismaVoahiranaBlaogyGovernemantaMatoantenyHabakabakaVictoire RasoamanarivoArama (faritra)Fivavahan-drazana malagasyMahavelona (Toamasina)Rajoelina AndryNôvambraLibiaGrisyHarin-karena faobeBokin' ny SalamoFiarahamoninaAdy Lehibe FaharoaFamoranaVolana🡆 More