Sorona

Ny sorona dia fomba ara-pivavahana tanterahina amin' ny alalan' ny fanolorana fanatitra voatokana ho an' ny andriamanitra na ny fanahy hafa, hanomezana haja na ho enti-mifona na mangata-pitahiana amin' izy ireo, mba hanombohana na hampaharetana na hamerenana indray ny fifamatorana masina eo amin' ny olombelona sy izy ireo.

Ny fanatitra atao hanatanterahana ny sorona dia mety ho olona na biby na voankazo na voninkazo na zavatra hafa toy ny divay, sns.

Sorona
Ny emperora Marko Aorelio sy ny fianakaviany manolotra sorom-pankasitrahana noho ny fahombiazana tamin' ny ady amin' ny vahoaka jermanika

Sorona eo amin' ny fomban-drazana malagasy

Amin' ny finoan-drazana malagasy dia ny mpisorona na ny mpitan-kazomanga no mitarika ny fanaovana sorona, izay atrehin' ny sokajin' olona voakasika na ny olona rehetra arakaraka ny zavatra mitranga. Matetika dia ny famonoana omby atao sorona no fomba anehoana ny fanajana ny Zanahary sy ny razana na ampitsaharana ny fahatezeran' izy ireo.

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (ankapobeny)DivayFanahyFanatitraOlombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZafisoroFifohazana FarihimenaMerinaBokin' i IsaiaBaskin-RobbinsFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFilazantsara araka an' i JoanyRepoblika MalagasyPlotoFandikan-tenyAndrianjaka74Mpandrindra milinaKolontsaina malagasyAndrianampoinimerinaAdy Lehibe FaharoaSoratra MasinaKolontsainaSakramentan' ny fanambadianaAkohoInjenieriaFanekem-pinoana nikeanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFizaràn-taonaAntefasyPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraTorkiaFiainana aorian' ny fahafatesanaRakibolanaBayer 04 LeverkusenTononkaloZavaboaryAndriantompokoindrindra (foko)Foko folo veryBède le VénérablePort-au-PrinceOmbyAdaoroHovaAnjara asa (fitsipiteny)AveloTsy feteza-matyMozikaMandravasarotraMpiandry tsaraKabary am-panambadianaRavinalaFitsarana faranyBatisaRova ManjakamiadanaDrônaRakotozandry DanielKhadija al-SalamiLisitry ny gazety ao MadagasikaraAbdellatif FellainiSilamo eto MadagasikaraDistrikan'i FianarantsoaFampakaram-badyBootjack, KaliforniaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFanahyFaritra AnosyFianarantsoaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)AntsirananaFihafanan'ny tanyEtikaTokyoFiteny japôney🡆 More