Ny ampahafolon-karena dia fandraisana anjara fanomezana izay matetika anohanana ny asa kristiana.
Taloha dia karazana hetra ara-panahy tokony hefain'ny Jiosy ny ampahafolon-karena mba hanampiana ny tsy manana (ny kamboty, ny vehivavy mpitondra tena, ny vahiny) sy ireo mpanompon' Andriamanitra, araka ny lalàna (Bokin'ny Eksodosy).
Ankehitriny ao amin'ireo Fiangonana krstiana dia miovaova ny fomba fijery.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Ampahafolon-karena, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.