Hadiry

Ny hadiry dia ny halehiben' ny zavatra iray ao anaty erana na ny ampahan' ny erana.

Tsy azo andrefasana afa-tsy halava ny tsipika, tsy azo andrefesana afa-tsy halava sy velarana ny ampahan-demaka, fa ny vainga ara-jeômetria kosa azo andrefesana halava sy velarana ary hadiry. Ny habe dia matetika refesina amin' ny isa amin'ny ny metatra toratelo (m3). Ohatra, ny hadirin' ny goba dia a2 (a ny rirany), fa ny hadirin' ny bola kosa dia 4πr3/3 (r ny tanany).

Hadiry
Hadirin' ny goba: a x b x c = a2
Hadiry
Hadirin' ny bola = 4πr3/3

Jereo koa

Tags:

Bola (jeômetria)Erana (jeômetria)Goba (jeômetria)Lemaka (jeômetria)Tana (jeômetria)Tsipika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

(103906) 2000 DJ58Hossein Sadaghiani(105416) 2000 QY161Bootjack, KaliforniaIsa voasainaDistrikan' i SambavaMaha virjiny mandrakizay an' i MariaParakyMpandrindra milinaPaoly (apôstôly)SilamoFanalan-jazaMasikoroRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Somatra23 JonaLôndônaSugar Land, TexasBokin' i Daniela1993Mpamaritra (fitsipiteny)Ravalomanana MarcEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny Folo1524Linus PaulingVolana (fotoana)1971AsombolaMir Alisher NavoïEpistily ho an' ny RômanaDokotraHasina (fizarazaràna)Fiteny betsimisaraka atsimoDidy FoloÔbadiaLahatra (finoana malagasy)Ranomasimbe PasifikaLady GagaTantaraVazimba1887NizeriàJohn RussellSão PauloWorcester, MassachusettsSimôna avy any KirenaApôkrifan' i JoanyEsôterismaTaratasin' i LentolosySiméon RajaonaBob DylanJodasy IskariôtaAdy MangatsiakaAlakaraboFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaVirjiniaFitiavanaFiteny fôrmôzanaBoky protokanonikaZanak' OlonaFiteny estônianaFototenyZairaKilamba-KiaxiTeboka roaRainilaiarivonyFiteny malagasyWiki FoundationPastona (vahoaka)Eorôpa Atsimo-AtsinananaFiteny aostrônezianaPneomatôlôjiaNormandia🡆 More