Bangladesy

I Bangladesy na ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Bangladesy, Bengladesy na ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Bengladesy, dia firenena ao amin' ny zana-kôntinenta indiana, izay hita ao avaratry ny Helodranon' i Bengal, saika mitoka-monina ao India, mitambatra sisintany amin' i Birmania.

Midika hoe "tanin' ny Bengaly" io anarana io. Atao hoe Gônoprojatontri Bangladesh izy amin' ny fiteny bengaly.

Bangladesy
Sainan' i Bangkadesy
Bangladesy
I Bangadesy eo amin' izao tontolo izao

Ny sisintanin' ny faritra mamorona an' i Bangladesy ankehitriny dia vokatry ny fitsinjarana an' ny faritra atao hoe "India" tamin' ny taona 1947, rehefa lasa isan' ny teny fehezin' i Pakistàna izay lasa Repoblika Islamikan' i Pakistàna tamin' ny taona 1956. Ny fifamatorana nisy teo amin' ny ampahany roan' i Pakistàna, izay miorina amin' ny maha samy iray fivavahana azy ireo, dia ny finoana silamo, dia tsy nateza noho ny elanelana 1 600 km manasaraka azy ireo. Voan' ny fanavakavahana ara-pôlitika sy ara-piteny i Bangladesy, satria nanambara i Pakistàna fa ny fiteny ordo no atao fiteny ôfisialy, ary satria koa tsy niraharaha ny toekaren' io faritra io ny mpitondra pakistaney tandrefana, ka nahatonga ilay Bengaly ao Pakistàna Atsinanana hanambara ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1971, izay notohanan' ny Firaisana Sôvietika. Niteraka ady mahery vaika izany ka nahafaty olona miisa 3 tapitrisa any ho any sy olona nifindra monina nila fialokalofana miisa 10 tapitrisa sy fanaovana an-keriny vehivavy miisa 200 000 any ho any.

Ny hakitroky ny mponina dia mahatratra 1 251/km2, ka mahatonga an' i Bengladesy ho firenena manana mponina mikitroka indrindra.

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

BirmaniaFiteny bengalyIndiaZana-kôntinenta indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin' i JeoGordie HoweRosiaBokin' i DanielaTestamenta VaovaoRosiana (vahoaka)1974IndôneziaSakaAsidra dezôksiribôniokleika11 NovambraTanyBrécy, AisneFanavaozana prôtestantaNormandiaAlikaLôndônaAsorotanyQaemiyehAmbohimangaFanambaràna ny hevitry ny nofyZafimaniryBaiboly prôtestantaVanim-potoana kristianaBaibolyKiantenyAbraham TrembleyKômôroDon TaylorAsa AkiraFanagasianaMaha virjiny mandrakizay an' i MariaFaritra Amoron' i ManiaAbdellatif FellainiAzerbaijàna IranianaJodasy IskariôtaKilamba-KiaxiKapveraAdy Lehibe VoalohanyGeorges Andriamanantena1 JonaVolahavana GermaineJesoa23 Jona1899Afrika AfovoanyFiteny indônezianaSolosainaMississipi (renirano)Mahmoud TaleghaniGazetySugar Land, TexasKôngô-BrazzavilleAlahasatyBetsileoFanjakan' ImerinaRosedale, MississippiSoedaMosavy (finoana malagasy)Baiboly katôlikaNizeriàFiteny afrikansaEtiôpiaThabo MbekiVoalavoSoratraPaiso (voany)Hebreo (vahoaka)Fifohazam-panahy lehibeFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoApôkrifan' i JakôbaEtazonia🡆 More