Tajikistàna

I Tajikistàna na Repoblikan' i Tjikistàna dia firenena be tendrombohitra ao Azia Afovoany, izay tsy mifandray amin' ny ranomasina.

I Dushanbe no renivohiny. Mamaritra azy avy ao avaratra-atsinanana i Kirgizistàna, ao atsinanana i Sina, ao atsimo-andrefana i Afganistàna, ary ao andrefana i Ozbekistàna. Atao hoe Тоҷикистон / Tojikiston na Ҷумҳурии Тоҷикистон / Jumhurii Tojikiston izy amin' ny fiteny tajika.

Tajikistàna
Sainan' i Tajikistàna
Tajikistàna
Sarin-tanin' i Tajikistàna eo anivon' izao tontolo izao

Firenena be tendrombohitra mandrakotra ny 93 % amin’ ny taniny i Tajikistàna, ary saika ny antsasaky ny veleran-taniny dia manana haambo 3 000 m na mihoatra. Tahirin-danomandry maro no mamatsy rano ny ony maro mamakivaky azy.

I Tajikistàna irery no firenena avy amin' ny Firaisana Sôvietika ao Azia Afovoany izay tsy anjakan' ny fiteny torkika fa fiteny iraniana, dia ny fiteny tajiky. Ny Tajiky, izay foko maro anisa indrindra (80 %n' ny mponina manontolo), dia anisan' ireo atao hoe vahoaka iraniana. Laharana faharoa any ny Ozbeka (miteny torkika) raha ny habetsahana no heverina. Ny silamo no fivavahana be mpanaraka indrindra any.

Miompana amin’ ny fambolena sy ny fitrandrahana harena an-kibon' ny tany (toy ny arintany, ny firamainty, ny fanitso, ny vy, ny solitany, ny etona voajanahary) ny toekaren’ i Tajikistàna.

Repoblika sôsialista sôvietika taloha (tao amin’ ny Firaisana Sôvietika) i Tajikistàna, izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin’ ny taona 1991, ary mikambana ao amin’ ny Fianakaviamben’ ny Fanjakana Mahaleo Tena (Communauté des États Indépendants -- CEI).

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Tajikistàna 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tajikistàna 

Tags:

AfganistànaAzia AfovoanyFiteny tajikyKirgizistànaOzbekistànaSina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EvekaFiteny slavônika tranainyDemôkrasiaAsabotsy1904Sombin-tantaraTestamenta VaovaoCommonwealth ny firenena mahaleotenaDennis PulestonKanonan'ny BaibolyRodomeFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraSodànaRepoblika Demokratika MalagasyJaulzyPirangaNevada City, KaliforniaRicardo NeumannNeeoAljeriaSeth EthertonNeuville-lès-ThisPál GáborBerry-au-BacVavakaFifandraisan-davitraAurangzebEtazoniaWalley BarnesEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)EpistemôlôjiaAubersMatoanteny mpanampyJoseph MonierFilazantsara araka an' i JoanyOhabolanaMaleziaBodo (mpihira)JôiakimaAmsterdam, OhioNorroy-lès-Pont-à-MoussonJulie FoudyAlandurRepoblika Demôkratika MalagasyFaritra DianaBokin' i JeoPeter StebbingsUniontown, AlabamaForyTeknôlôjiaJames McDivittEsnesRirininaTsitsi DangarembgaReneilwe LetsholonyaneEsôterismaMary ShelleySaint-Martin-en-CampagneMikhaïl Dolivo-DobrovolskiTantaran' i MadagasikaraChampagne-en-ValromeyMistery masinaFanjakan' i MenabeManamboloJobilyJessica JulinJairaAntokon-kintanaMpamaritra (fitsipiteny)Tobilehibe26 Aprily🡆 More