Siria

I Siria na Repoblika Arabo Siriana dia firenena arabo ao Azia Andrefana, manana morontsiraka eo amin' ny Ranomasina Mediteranea.

Ny firenena manodidina azy dia i Jôrdania ao atsimo, i Torkia ao avaratra, i Iràka ao atsinanana, i Libàna ao andrefana, ary i Israely ao atsimo-andrefana.

Siria
Sainan' i Siria
Siria
Toerana misy an' i Siria eto amin' izao tontolo izao

Ny renivohitr' i Siria, Damaskôsy na Damasy, dia ny tanàna tranainy indrindra mbola onenana manerana izao tontolo izay. Efa renivohitry ny Kalifata Omaiada, ary efa renivohitry ny Soltanata Mamelokan' i Ejipta ity tanàna renivohitr' i Siria ity.

Siria
Sarin-tanin' i Siria

Tamin' ny fiafaran' ny Ady Lehibe Voalohany dia lasa ny Frantsay no nitondra an' i Siria. Azony ny fahaleovantenany tamin' ny volana Avrily 1946.

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Kôntinenta eto an-tany

Tsiahy

Tags:

Azia AndrefanaIràkaIsraelyJôrdaniaLibànaRanomasina MediteraneaTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ToliaraEzekielaLouis-Claude VincentAsa AkiraToniziaRaki-pahalalanaNosin'ny PaskaFiteny araboBokin' i DanielaOzbekistànaTriniteHazoSoavalyFanjanahantanyAlemainaMetafizikaHoditraAdimizanaMadagasikaraAbidy grikaDanemarkaRepoblika MalagasyFanandroana malagasyMôsikaoFiteny siriakaRepoblika Demokratika Malagasy195424 FebroaryAngatra (aretina)Sivilizasiona mikenianaPelikanaTaom-baovao malagasyLoza folo tao EgiptaMasedônia AvaratraRadama IIJibotỳ1942Tsipi-panohizanaFifohazana AnkaramalazaSakalavaVolahavana GermaineAndriamasinavalonaPôlinezia FrantsayKodiaranaLisitry ny firenenaAntananarivoSolombavambahoakaJerosalema AndrefanaMandravasarotraTetiandroRivodozaFifandraisan-davitraSimiaFanjakana MitambatraJean-Joseph RabeariveloTebay (Ejipta)Soson-drivotry ny tanyBetelaLouis PasteurKônfesySinaFitiavanaRanavalona IIIQotbabadAfrikaSeha-pihariana faharoaFibebahanaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAngatra (lolo)Tantaran' ny kristianismaFirenena Mikambana🡆 More