Jôrdania

I Jôrdania dia firenena ao Atsinanana Akaiky, anyAzia.

Ny renivohiny dia i Amman. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 89 342 km2 ny velaran-taniny ary miisa 6 508 887 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny Jolay 2012. Ny faritr' ora dia +3.

Jôrdania
Sainan' i Jôrdania
Jôrdania
Sarin-tanin' i Jordania
Jôrdania
I Jôrdania

Tsy manana morontsiraka afa-tsy 25 km i Jôrdania ao amin’ ny Hoalan' i Aqaba sy ao amin’ ny Ranomasina Mena. Anjakan’ ny lembalemba misy fatrana an-tany efitra ny 80 %n’ ny tanin’ i Jôrdania, izay mitohy amin’ ny tany efitr' i Siria any atsinanana. Ny lohasahan' i Jordana ao avaratra-andrefana dia tany lonaka tsara ho an’ ny fambolena. Miovava eo anelanelan' ny 7 °C sy 30 °C ny maripana any Jôrdania, nefa mety mahatratra 49 °C izany ao amin' ny Lohasahan' i Jordana amin' ny volana Aogositra.

Arabo ny ankamaroan' ny mponina any Jôrdania, ka ny 40 % amin' izany dia Palestiniana mpitsoa-ponenana. Ny Bedoina no vahoaka vitsy anisa lehibe indrindra any. Ny 90 %n’ ny  Jôrdaniana dia mpino mozilmana. Betsaka tanora ny mponina any ka ny 45 % dia tanora latsaky ny 15 taona.

Jôrdania
Sarin-tanin' i Jôrdania

Miankina be amin’ ny fanampiana iraisam-pirenena ny toekarenan' i Jôrdania. Mandroso anefa ny fitrandrahana harena an-kibon' ny tany, indrindra ny fôsfaty sy ny pôtasy. Mitombo hatrany koa ny fidiram-bola vokatry ny fizahàn-tany, noho ny toerana manan-tantara toa an’ i Petra.

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Jôrdania 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AmmanAtsinanana AkaikyAzia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MaleziaPirangaSonàSaint-Pierre-de-MonsVavakaCarl von LinnéAndrés MosqueraRicardo NeumannRajoelina AndryPithampurMaqbool Fida HusainArtinsAdy Israeliana-Arabo tamin' ny taona 1948-1949Gregor MendelNôa7 JonaSaint-Martin-en-CampagneMaurice LévyJapànaJaulzyEpistily katôlikaLudwig WittgensteinRadama IIDadabe Noely1991AnolakaAmsterdam, OhioZanatenyAlahamadyAntonio Maria MagroAntokon-kintanaFahatorontoronina tsy azon-keloka(15182) 9538 P-LVerrey-sous-DréeMareuil-en-DôleKolontsaina ao GabônaSailen MannaKacper PrzybyłkoRanomasinaFiteny anglisyBokin' i MôrmônaFilazantsara araka an' i LiokaSabata (jiosy)Pál GáborPentekôstaCody, WyomingAntheuil(3089) OujianquanFilazantsara araka an' i MatioParis, ArkansasSodànaTsovasa (vahoaka)James JoyceTrimôrfika PrôtenôiaOram-panalaMistery (kristianisma)Bernardino ZendriniRay aman-drenyAljoša AsanovićFiteny koàVincent KompanyGiampiero MainiFady (malagasy)AlandurAlakaosyFahotana tamin' ny fototraRepoblika🡆 More