Fiteny Monda

Ny fiteny monda dia vondrom-piteny aostroaziatika tenenina any India sy any Bangladesy.

Ny fiteny mondary sy ny fiteny kôly no fantatra indrindra amin'ireo fiteny monda ireo. Ny fiteny monda dia tenenin'ny olona miisa 9 000 000 any ho any ao amin'ny faritra afovoany atsinanan'i India. Sampana faharoa ao amin'ny sampana roan'ny fiteny aostroaziatika ny fiteny monda, ka ny voalohany dia ny fiteny monknera (ahitana ny fiteny vietnamiana).

Tags:

BangladesyFiteny vietnamianaIndia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bayer 04 LeverkusenRakotozandry DanielGoogleFanalan-jazaAlakaosyVoankazoFampakaram-badyTany lemakaShanghaiKristianisma eto MadagasikaraBaskin-RobbinsAndriantompokoindrindraLibiaVolana (fotoana)Fiteny antemoroAbdellatif FellainiMadagasikaraFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014FahaterahanaFaritra Atsimo-AndrefanaFahaleovantenaAlahasatyForyApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFitsarana faranyJodaismaRatsimilahoThe Coca-Cola CompanyBetsimisarakaKinshasaKristianismaSakalavaTantaran' i MadagasikaraFiteny javaneyFehezantenyOniversiteApôkrifan' ny Testamenta VaovaoAndrianjakaFilazantsara araka an' i JoanyBoky fahadimin' ny MakabeoMôlekiolaIndiaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Tantaran' ny kristianismaSokelaIowa74Fiteny tatara krimeanaTestamenta VaovaoAnganoBob KhannaSorabeInjenieriaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Kôrea AtsimoAlahamadyBokin' i HenôkaTiffany MynxRangitaFiteny kôreaninaZairaMarshall LeffertsFandroahana fanahy ratsyISO 3166-11853IndôneziaFaritra DianaAngatra (aretina)Sikidy malagasy🡆 More