Môngôlia

I Môngôlia dia firenena ao Azia Atsinanana, tsy manana morontsiraka, eo anelanelan' i Rosia (ao avaratra) sy i Sina (ao atsimo).

Монгол Улс (Mongolian)
Repoblikan'i Môngôlia ((mg))
Sain'i Môngôlia Emblem of Mongolia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Môngôlia
Teny ofisialy Mongoliana (fitenim-panjakana)
Renivohitra Ulan Bator
46°49′N 104°00′E
Tanàna lehibe indrindra Ulan Bator
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Praiminisirtra
Repoblika
Ukhnaagiin Khürelsükh
Luvsannamsrain Oyun-Erdene
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 18
1564116 km²
0,6
Isam-ponina
 - Tontaliny (2019)
 - hakitroka
faha 138
3 256 176 mpo.
65 mpo./km²
Anaran'ny mponina Mongoliana
Sandam-bola Tögrög (MNT)
Faritr'ora UTC
Hiram-pirenena '
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
++976

Ny renivohiny dia i Ulan Bator. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 1 564 115,75 km2 ny velaran-taniny ary miisa 3 168 026 ny mponina ao aminy tamin' ny taona 2020. Ny faritr' ora dia +7 hatramin' ny +8. Mizara roa ny taniny, raha ny vohon-tany sy ny toetrandro no heverina: i Môngôlia an-tendrombohitra, ao avaratra-andrefana, sy ny Efitr’ i Gobi, ao atsimo.

Môngôlia
Sarin-tanin' i Môngôlia

Ny 75 %n’ ny mponina any Môngôlia dia Môngôly Kalka, nefa ahitana vahoaka vitsy anisa maromaro koa ao. Ny bodisma sy ny samanisma no finoana be mpanaraka any. Lasa firenena be tanàn-dehibe voalamina i  Môngôlia tamin’ ny faramparan’ ny taonjato faha-20: mahatratra ny 50 %n’ ny mponina no monina an-tanàn-dehibe. Ny fiompiana no anisan’ ny sehatr’ asa ara-toekarena mibahan-toerana any amin’ io firenena io.  Mirorobo ihany koa ny taozava-baventy.

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Môngôlia 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TaboryBessa1716MediaWikiEmpira Persiana AkemenidaFahotana tamin' ny fototraRepoblika Demôkratika AlemànaMponinaRobert Baden-PowellIslandyNew YorkMa Ying-jeouFiteny lingalaAdy Lehibe VoalohanyBelle-et-HoullefortTwitterSamuel MorseFinoana abrahamikaVaingaRené DescartesAvestaAlakaosyTsirintenyFiraisana ara-nofoFivavahanaTôngaVarotraFanandroana malagasySolonAntanosyTantara VoajanaharyAntandroyEvatoVoambolan' ny jeôgrafiaEoin HandAlpes-MaritimesFanambaràna ny hevitry ny nofyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaSaolyFifohazana SoatanànaBaiboly malagasyIvica KirinNederlandyHaisoratraMatoatoaAntoni GaudíInconfidentesLalàna fiton' i NôaRavalomanana MarcTsimihetyLos AngelesRanomasimbe PasifikaSaryAntefasyBokin' i MikàVoahangySpringbôkaEvanjelismaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMôntenegrôTrombaMenalambaKazakstànaHawthornKafe (fisotro)TorkiaFivavahana darmikaIsmaelismaAhidamboAustin, TexasWikiaNizeriàBaribaria (faritra)Fanekem-pinoana apôstôlikaNicolás OtamendiArabia talohan' ny silamo🡆 More