Vanim-Potoana Kristiana

Ny vanim-potoana kristiana na Anno Domini, hafohezina amin' ny hoe AD, dia manondro fotooana miainga amin' ny taona nahaterahan' i Jesoa Kristy araka ny fiheverana izany tamin' ny taonjato faha-6.

Notapahina ho taona 1 ny "taona nahaterahan' ny Tompo" izay niantatra ny vanim-potoana kristiana, izay antsoina hoe "vanim-potoana iraisana" na "vanim-potoana ifanarahana" na "androntsika". Izany fomba fanisan-taona izany dia noraisin' ny fikambanana iraisam-pirenena.

Ny taona rehetra ao amin' ity vanim-potoana ity, araka ny mahazatra, dia lazaina koa hoe "taorian' i Jesoa Kristy" na "taorian' i Jesosy Kristy", izay hafohezina hoe "taor. J.K.", ary ampiasaina izany raha ilaina ny hanaisotra ny fisalasalana.

Ny taona rehetra ao amin' ny vanim-potoana mialoha ny vanim-potoana kristiana dia matetika antsoina hoe "talohan' i Jesoa Kristy" na "talohan' i Jesosy Kristy", izay hafohezina amin' ny hoe "tal. J.K.".

Tags:

Jesoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Siméon RajaonaSamsônaAnjelôlôjiaRepoblika MalagasyApôstôly roa ambin' ny foloEpifaniaAdaoro23 AprilyTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaAdizaozaZairaSômaliaFokom-pirenen' i Efraima11 AprilySaonjoOsyMarovatoKabaryFiteny nepaleyVy Vato SakelikaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyMenalambaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFrantsaVoatabiaFokom-pirenen' i JodàMasikoroAnjara asa (fitsipiteny)LalànaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyTsiranana PhilibertZafisoroKabary tera-baoFilazantsara araka an' i MatioAsaFahazavanaTromba1700Havatsa-UPEMKalandrie sinoaMpisolo manondroSodànaFiteny anglisyFiteny soedoàFaritanin' AntananarivoVazimbaParakyKristianinaToetanin-jana-pehin-tanyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaAsa AkiraFiraisana ara-nofoNekô II2 DesambraTantara ny Andriana eto MadagasikaraAlikaJesoaFiangonana Loterana MalagasyFanavakavaham-bolon-koditra1188Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Valanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraTsimihetyBill ClintonFiteny malayPaskaFenoarivo AtsinananaJohann Balthasar NeumannFiarahamonina🡆 More