Fanavakavaham-Bolon-Koditra

Ny fanavakavaham-bolon-koditra dia ny finoana fa ny olombelona, araka ny vondrona misy azy, dia manana toetra samihafa mifanaraka amin' ny toetra nolovaina ary azo zaraina araka ny fahambonian' ny foko iray noho ny hafa, indrindra nhy volon-koditra.

Mety hidika koa izy io fa fitsarana an-tendrony, fanavakavahana, na fanoherana miantefa amin' ny olon-kafa satria tsy mitovy firazanana na foko izy ireo. Ny fanavakavaham-bolon-koditra môderina dia matetika mifototra amin' ny fomba fijery ara-tsôsialy momba ny fahasamihafana biôlôjika eo amin' ny olona.

Jereo koa

  • Apartheid

Tags:

FanavakavahanaFokoOlombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GidroStridônaFokom-pirenen' i LevyOsyFokom-pirenen' i DanaTetiandro litorjika kristiana194022 AprilyParakyMadagasikaraMalagasy (vahoaka)Fiteny nepaleySakalavaHavatsa-UPEMFanambadianaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaKabary am-panambadianaJesoa araka ny kristianismaAogostino avy any HipônaAntandroyMetodismaAntanosyWikimaniaFizaràn-taonaFisoronana sy fanalana vintanaPaoly (apôstôly)TsimihetyAnamalahoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTodyAfrika AndrefanaLahatra2020Valanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraTerakaAngatra (aretina)SaolyAndron'ny TanyGregôrio IXSokajin-tenyFenoarivo AtsinananaJeôlôjia1860Georges AndriamanantenaApôstôly roa ambin' ny foloFokom-pirenen' i EfraimaAdijadyMpisolo manondroHagaraRabibyNekao IIFiarahamoninaRay aman-drenyGuangdongDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)ElefantaRanavalona IIFamoranaRonald ReaganRasoherinaBaiboly amin' ny teny malagasyAdnanitaFivavahan-drazana malagasyTaom-baovao malagasyParisBanto (vahoaka)Volana (fotoana)🡆 More