Montgomery, Alabama

Ny Montgomery dia renivohitra ny firenena ny Alabama, any Etazonia, izy no tanàna faha roa ngeza indrindra ao Alabama, (201 498 mponina).

Montgomery, Alabama
- Montgomery, Alabama
Montgomery, Alabama
Velarantany NC
Isam-ponina 205 764 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 374 536
Ben'ny tanàna Kevin Johnson
Firenena Etazonia
Faritany Alabama
Faritra NC

Izy no renivohitra ny County of Montgomery.

Fantatsika ny tanàna ny Montgomery tamin'ny zavatra nataony tamin'ny Ady ho an'ny fisaràna Amerikana (1861-1865) sy ny fihetsehany tamin'ny taona 1950-1960, ho an'ny fiadina mba tsy hisy fanavakavaham-bolon-koditra, otran'ny Boycott ny tetitsipika ny Bus ny tanàna

Tantara

Lasa Municipalite i Montgomery tamin'ny taona 1819, ary nahazo ny anaran'ny général Richard Montgomery, maty tamin'ny ady ho an'ny fahaleovantena amerikana.

Tamin'ny 1 Desambra 1955, anaty Bus ny tanàna, ilay mpanjaitra, Tsy nanaiky nanome ny sezany an'ny olona fotsy i Rosa Parks. Nisy Boycott ny Bus aveo nataon'i Martin Luther King sy ny Afrôamerikana niaraka aminy.

Rohy ivelany

Tags:

AlabamaEtazoniaFirenenaRenivohitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanahy MasinaAsombolaBodo (mpihira)Lahatra (finoana malagasy)1974LitoaniaFitenim-paritra malagasySakalavaSampan-tenyZanamalataHansel et GretelTantaraZorofirarazanaDistrikan' i SambavaSodànaEvanjely grikan' ny EjipsianaPôlitikaJackson PollockDumboFanalan-jazaEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloMahmoud TaleghaniRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiteny anglisyFisoronana sy fanalana vintanaFahitalavitraMpisolo fotoana1971SamôaFiteny sakalavaHôngriaFamoranaAl-ShahrastaniEorôpa AndrefanaFanatontoloanaBokin' i IsaiaZafimaniryAlahamadyMozika malagasyWuhanRabibyFiteny estônianaBaiboly amin' ny teny malagasyLisitry ny gazety ao MadagasikaraHasina (zavamaniry)TetiandroFivarotana andevoAveloBiraom-panisan'i EtazoniaToetanin-jana-pehin-tanyFiteny araboZanak' OlonaFifandraisan-davitraMalakiaLady GagaOntarioAntemoroFanandroanaFaritra SavaWiki CommonsKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaFiteny antesakaZanatsoratraAndriamanitra RayArkônta (gnôstisisma)Fanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaApôkrifan' i JakôbaSomatra🡆 More