Parisy

Parisy dia tanàna renivohitr'i Frantsa.

Izy ny tanàna ngeza indrindra any Frantsa, izy ny renivohi-toeran'i Île-de-France, ary Paris intra-muros irery no Commune-Departement any Frantsa. Eo amin'ny vondro-milefaka voalohany indrindra ny la Seine i Paris, eo ampivoan'ny Bassin Parisien, any anirany no misy ny vinanindrano anelanelan'ny Marne sy ny Seine. Any anavan'i Paris no misy ny Oise. Parizianina any anaran'ny olona mipetraka any Paris.

Parisy
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Tanàna ao Frantsa ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Parisy
- Parisy
Parisy
Velarantany NC
Isam-ponina 2,181,371 mponina
Tanànan-dehibe 11,174,740
Ben'ny tanàna Anne Hidalgo
Firenena Frantsa Frantsa
Faritany Île-de-France
Faritra NC

Tamin'ny taonjato faha 17, Parisy ny renivohitry ny fahefana voalohany eoropeana, tamin'ny taonjato faha 18 izy renivohitra ara-kolontsain'i Eoropa ary tamin'ny taonjato faha 19 izy renivohitra ny taozavatra sy ny fahafaliana. Tamin'ny 2008, raha kaontiana daholo ny trano ipetrahana rehetra, 28 tapitrisa ny isan'ny mpandendeha tao Paris, araka ny lazain'ny Office de Tourisme sy ny Kongresa ny renivohitra frantsay.

Paris ny renivohitra ara-toe-karenan'i Frantsa.

Tantara

Fantatra fa efa nisy nipetraka teo amin'ny toeran'i Paris ankehitriny efatra enina arivo taona teny aloha (-4000 - -3800) tamin'ny lafy ankavia ny la Seine taloha eo amin'ny toerana misy ny arrondissement faha 12 ankehitriny. Nisy olona foana teo tamin'ny Neôlitika.

Efa hita fa efa nisy vohitra tany Bercy 2400 taona tany aloha, misy lakana anaty ranom-potaka tamin'izany fotoana izany, ary afaka jereina any amin'ny Musée Carnavelet any Parisy.

Zanabohitra


Tags:

FrantsaOiseTanànaÎle-de-France

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto Madagasikara1807'''Marie-Françoise Talayssat'''Michael JacksonMalaoỳTranoChristopher DenhamMediaWikiAndilan-dranomasinaBligny-sur-OucheSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaPrayols203SakalavaKijanaChâtellenotMatoanteny1800Faritra BetsibokaSinemaFilipinaZavamaniryÔgoza (vahoaka)ShenzhenAnkoayBônifasy VIIIFiteny newariGoogleFaritanin' i ToliaraNy Avana RamanantoaninaTendrombohitra GarizimaBaibolySekoly Ambony Loterana momba ny TeolojiaSingaporoFitrandrahana ala1900MpampiankinaLisitr' ireo mpanjaka merinaLe RenouardAmbodiampana (Mananara Nord)Harena an-kibon' ny tanySant Joan DespíVintana (finoan-drazana malagasy)Kailua, Honolulu County, HawaiiCusyRanomasimbe IndianaEoin HandHindoismaLinksan' i EoraziaKanjiTsinyFanandroana malagasyMaître AvokoFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaOntarioAljeriaMaorisyHenri RatsimbazafyBerorohaVazimbaZavonaBaruch SpinozaCourchamps, AisneJerosalemaToekarenaFaingo mihantonaVoay1789Solesmes, NordDōgenEskatôlôjia silamo🡆 More