Fitodika Mpamari-Toe-Javatra

Ny fitodika mpamari-toe-javatra dia fitodiky ny fehezanteny izay misy lazaina mitana tsinjara asa toe-javatra sy entimilaza (matoanteny na sokajy hafa) amin' ny endrika hafa fa tsy mitovy amin' ny an' ny matoanteny manano.

Io lazaina toe-javatra io dia fameno mpamari-toe-javatra amin' ny fitodika hafa (indrindra ny fitodika manano).

Amin' ny fiteny malagasy, ny fehezanteny mitodika amin' ny lazaina toe-javatra dia misy matoanteny foronin'ny fototeny aman-tsirinteny sara-droa (a - ... - ana, i - ... - ana, aha -...- ana, sns) atao hoe "matoantenin' ny toe-javatra". Ny haiteny ara-piofohana anefa manamarika fa misy matoentenin' ny mpandray na hafa izay ahitana tsirin-teny sara-droa koa.

Ohatra:

Ilalaovan' ny ankizy baolina ny eo an-tokontany. (Matonteny mpamari-toe-javatra: i-lalaov-ana; lazaina toe-javatra: ny eo antokontany).

Ao amin' ny haiteny malagasy dia manavaka fitodika toe-javatra maromaro ny haiteny ara-piofohana, dia ny fitodika toe-javatra fotoana, ny fitodika toe-javatra toerana, fitodika toe-javatra fomba ary ny fitodika toe-javatra antony. Amin' ny ankapobeny, izay ataon' ny haiteny araka anjara asa hoe "fitodika mpamari-toejavatra" dia ataon' ny haiteny ara-piofohana hoe "fiendrika ananovana".

Jereo koa

Tags:

EntimilazaFehezantenyFiendrika mañanoFitodika (fitsipiteny)Lazaina (fitsipiteny)Toe-javatra (fitsipiteny)Tsinjara asa (fitsipiteny)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ranavalona IAsan' ny Apôstôly1945Avelo2016Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraKolontsaina malagasyWayback MachineFokon' i Dana1200KristianismaHindoismaMats HummelsMaleziaLisbonTrombaFiteny hebreoFiteny aromanianaFady (malagasy)FanahyLisitr' ireo mpanjaka merinaFiteny anglisyZakaFanahy (kolontsaina malagasy)Fiteny tiorkaAngleteraHosodokoHypertext Markup Language1954Fivarotana andevoBezanozanoTetiandroMesôpôtamiaIsam-poninaOlombelonaAlahamadyAngatra (lolo)Teôlôjia dôgmatikaVolgataPôlinezia FrantsaySinaFamadihanaRabatTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVolahavana GermaineFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraAmbitsyFaritra AnalamangaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAljeriaIrànaFambolenaAberdeen, South DakotaOtrikaretinaSaryArjentinaTebay (Ejipta)Hasanabad, ReyAntananarivoKalsiôma24 FebroarySomatraAntevato1826Fanandroana malagasyTorkiaTantaran' ny kristianismaSimiaFanavakavaham-bolon-koditra153Fiteny katalàna🡆 More