Afrika Atsinanana

I Afrika Atsinanana dia faritra aty Afrika, mahafaoka firenana afrikana maromaro ao amin' ny tapany atsinanan' i Afrika, matetika manondro ny firenena ao amin' ny Lohasahan' ny Hantsana Lehibe.

Ireto avy ny firenena hita ao amin' io faritra io:

Afrika Atsinanana
Sarintany maneho ireo firenena ao Afrika Atsinanana: ny maitso antitra dia maneho ireo firenena ao amin' io faritra io, fa ny maitso tanora kosa maneho ireo firenena atsofoka ao indraindray.
  • i Sodàna Atsimo (i Sodàna an-tsisin-tany dia matetika tafiditra ao koa).

I Madagasikara sy i Malaoy ary i Môzambika dia indraindray tafiditra ao amin' io faritra io koa. I Roanda sy i Borondy, izay eo amin' ny sisin-tanin' ny faritra roa sady zanatany alemàna taloha ao Afrika Atsinanana Alemàna nanjary miteny frantsay, dia matetika ampidirina ao amin' ny faritra Afrika Afovoany.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa:

Tags:

AfrikaLohasahan' ny Hantsana Lehibe

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SokelaTendrontany AvaratraTobilehibe FarihimenaNew YorkVolana (fotoana)AntefasyTranonkalaPaska jiosyKolontsaina malagasyKantoMôlekiolaFaritany eto MadagasikaraAndriantompokoindrindra (foko)Radama VoalohanyAurangzebVaryBetsimisarakaLloyd KaufmanFanahin' ny vatanaFanonganam-panjakanaLalan-jazaFasanaM.I.A.Fiteny betsimisaraka avaratraJodaismaTokantranoVondrom-bokin' i Nag HammadiGrenadyBaraFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyLahatra (finoana malagasy)Kabary tera-baoApôkalipsin' i Petera1200BiôgrafiaLokangaMumbaiBoky faharoan' i HenôkaLalànaRafitra fitantanana votoatinyFihafanan'ny tanySakalava1853Tsy feteza-matyFehezantenyMurah Andrialalaina FlorlysMpandrindra milinaApôkrifan' i JoanyBède le VénérableBayer 04 LeverkusenTantaran' i EtazoniaEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloBokin' i AmôsaWayback MachineHasina (zavamaniry)Fizaràn-taonaAveloMorondavaTokyoFianarantsoaGovernemantaIndiaFaritra Atsimo-AndrefanaFivavahan-drazana afrikanaFanandroanaRajoelina AndryDokuWiki🡆 More