Andro Taloha

Valim-pikarohana ho an'ny « Andro Taloha » — Wiki Andro Taloha

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny Andro Taloha dia vanim-potoan' ny Tantara izay nialoha ny Andro Antenatenany na ny Andro Vaovao. Miovaova ny fivelaran' io vanim-potoana io arakaraka...
  • dia tanàna any amin' ny faritra Kanaana nonenan' ny Jebosita tamin' ny Andro Taloha izay azon' i Davida mpanjaka ka nataony renivohitry ny fanjakany. Tanàn'...
  • Vignette pour Ejipta tamin' ny Andro Taloha
    I Ejipta tamin' ny Andro Taloha na Egipta tamin' ny Andro Taloha dia mifandraika amin' ny vanimpotoana teo anelanan' ny fiandohany sy ny taonjato faha-7...
  • Vignette pour Kôrinto tamin' ny Andro Taloha
    tanàna. I Kôrinto dia iray amin' ny tanàn-dehibe vitsy tany amin' ny Andro Taloha izay tsy nanao pôlitikam-panjakazakana (imperialisma). Ny nataony dia...
  • Vignette pour Andro Taloha Klasika
    Ny Andro Taloha Klasika dia vanim-potoana tamin' ny Andro Taloha nampiroborobo ny sivilizasiôna grika-rômana. Ity vanim-potoana io dia heverina ho manomboka...
  • Ny Andro Antenatenany dia fari-potoan' ny tantaran' i Eorôpa eo anelanelan' ny Andro Taloha sy ny Renaissance, nivelatra tanelanelan' ny taonjato faha-5...
  • dia fiteny hamitô-semitika notenenina tao Egipta na Ejipta tamin' ny Andro Taloha sady nosoratana tamin' ny soratra hierôglifa. Ankehitriny dia fiteny...
  • Vignette pour Empira Voalohany tao Ejipta tamin' ny Andro Taloha
    Ny Empira Voalohany tao Ejipta tamin' ny Andro Taloha dia fanjakana lehibe izay nisy nanomboka tamin’ ny taona 2649 tal. J.K. ka niafara tamin’ ny taona...
  • Vignette pour Ora (tanana tamin' ny Andro Taloha)
    dia iray amin' ny tanàna lehibe tranainy tany Mesôpôtamia tamin' ny Andro Taloha, izay ao Iràka ankehitriny. Tamoron' ny iray amin' ny sampan' ny ony...
  • Vignette pour Rôma Taloha
    I Rôma Taloha na Rôma tamin' ny Andro Taloha dia sady ny tanànan' i Rôma sy ny fanjakana naoriny tamin' ny Andro Taloha. Tsy afa-misaraka amin' ny an'...
  • Vignette pour Fiteny grika taloha
    Ny fiteny grika taloha dia fiteny notenenina tany Grisia tamin' ny Andro Taloha nanomboka tamin' ny 800 tal. J.K. hatramin' ny taona 400 tal. J.K. Any...
  • ny fahalavoan'i Konstantinopoly tamin'ny taona 1453) sy ny Revolosiona frantsay tamn'ny taona 1789. Andro Taloha Andro Antenatenany Andro Ankehitriny...
  • Vignette pour Grisia Taloha
    I Grisia Taloha na Gresy Taloha dia sivilizasiôna tamin' ny Andro Taloha tao amin' ireo vahoaka miteny grika sy manana kolontsaina grika izay nandroso...
  • fotoana nanombohan'ny Revolosiona frantsay tamin'ny taona 1789. Vanimpotoana nanaraka ny Andro Vaovao izy. Andro Taloha Andro Antenatenany Andro Vaovao...
  • hisolo ny tontolo taloha. Ampahany iray lehibe amin' ny zavatra dinihina ao amin' ny taranja teôlôjika atao hoe eskatôlôjia ny amin' ny Andro farany. Hita...
  • fitsipika mitovy amin'ny an'ny tetiandro egiptiana tamin' ny Andro Taloha izay ahitana taona misy andro 365 tsy miova. Noho izany dia mikisaka moramora ka tsy...
  • Vignette pour Kimeriana (vahoaka)
    Ny Kimeriana na Simeriana dia vahoaka indô-eorôpeana tamin' ny Andro Taloha, nipetraka tao Taorika (Krimea ankehitriny), sy tamin' ny faritra manodidina...
  • Vignette pour Haikintana
    anisan’ ny taranja siantifika antitra indrindra izy. Ny mpahay kintan' ny Andro Taloha izay namela lova ara-materialy amintsika dia ny Ejipsianina sy ny Nobianina...
  • Vignette pour Masageteana (vahoaka)
    Masageta dia vahoaka mpitaingin-tsoavaly mpifindrafindra monina tamin' ny Andro Taloha, miteny indô-eorôpeana skitiana nonina tany amin' ny Fatrana Eoraziana...
  • Vignette pour Empira Rômana
    Ny Empira Rômana dia ny empira lehibe indrindra tamin' ny Andro Taloha. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin' ny tany manodidina ny Ranomasina Mediteranea...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baiboly amin' ny teny malagasyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaWayback MachineHypertext Markup LanguageMpandrindra milina1968AziaEpistily ho an' ny RômanaHavatsa-UPEMFiarahamoninaZanabintanaAsombolaOraAlakaraboFiteny malagasyFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaIsraelyAlakaosyJodaismaCurrent eventsAviavyMarovatoAsaKiantenyIràkaFiteny hindỳAntambahoakaSilamoHelsinkiBokin' ny GenesisyTrozonaFerenc AndrásFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraKalandrie litorjika katôlika rômaninaTetiandro malagasyLaurent CantetMponina eto MadagasikaraAndriamanitra (tokana)Fiteny betsileoKabaryRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSoratraTodyHarin-karena faobe1840Fiteny kreôly haisianinaConstantin StanislavskiIngosetiaMeivazyKolontsainaSakramentaGeorges AndriamanantenaKor'anyFanahy (kolontsaina malagasy)Fifohazana SoatanànaGoaikaPaiso (voany)FilôzôfiaVolanaMatyTsimihetyLisitry ny filohan' i MadagasikaraFiarakodiaAlahasatyGaliaAnanaFaritra eto Madagasikara🡆 More