Andro Antenatenany

Ny Andro Antenatenany dia fari-potoan' ny tantaran' i Eorôpa eo anelanelan' ny Andro Taloha sy ny Renaissance, nivelatra tanelanelan' ny taonjato faha-5 sy faha-15, teo anelanelan' ny taona 476 taor.

J.K. (faharavan' ny Empira Rômana) sy ny taona 1492 (fotoana nahitan' i Cristoforo Colombo voalohany an' i Amerika). Zarain' ny mpahay tantara ho telo ny Andro Antenatenany, dia ny Andro Antenatenany tapany voalohany (taonjato faha-6 hatramin' ny faha-10) sy ny Andron' ny Tompomenakely (taonjato faha-11 hatramin' ny faha-13) ary ny Andro Antenatenany tapany farany (taonjato faha-14 hatramin' ny faha-15).

Jereo koa:

Tags:

AmerikaAndro TalohaChristophe ColombEmpira RômanaEorôpa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tim HetheringtonL'Express de MadagascarEskatôlôjiaSoratra MasinaLazaina (fitsipiteny)Vohimasina NordFamakafakanaAdijadyRemiencourtMôrmônisma283Apôkalipsin' i Joany26 MartsaLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin' ny Tontolo VaovaoAdy MangatsiakaEntimilazaEstôniaFaritra AndroyNefilimaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Fiteny irlandeyAngatra (aretina)Gibraltara894ÔmànaNeville SouthallMoritz Anton CappellerTestamenta TalohaSamaritanaRaki-pahalalanaBrexitSeranam-piaramanidin'i London HeathrowAlahamadySiansaRazana (finoana malagasy)Matigny1587Lisitry ny zavatra madinidinika 5001-6000Advento1949Sandam-bolaArphyIsraelyAbaréTômasy avy any AkoinoSiddhartha Gautama923Marcos SennaZon' olombelonaSrilankaLisitr' ireo mpanjaka merina13 OktobraSouclinLouis-Claude VincentJodasy IskariôtaRanavalona IRepoblika Demôkratika AlemànaFanagasianaMarôka1929JeôgrafiaMir Alisher NavoïVanoAlahasatyMuhammad al-BukhariTrombaHenôkaFiteny zolo🡆 More