Tetiandro Armeniana

Ny tetiandro armeniana dia tetiandro nentim-paharazana ampiasaina ao Armenia.

Tetiandro manara-masoandro ny tetiandro armeniana izay mifototra amin'ny fitsipika mitovy amin'ny an'ny tetiandro egiptiana tamin' ny Andro Taloha izay ahitana taona misy andro 365 tsy miova. Noho izany dia mikisaka moramora ka tsy mifanandrify ny tsingerin'ny fizaran-taona sy ilay tetiandro izay lasa misy elanelana iray andro isaky ny efa-taona. Raha ampitahaina amin'ny tetiandro joliana dia tsy miverina ny fifanandrifiana raha tsy afaka 1461 taona.

Tags:

Andro TalohaArmeniaTetiandroTetiandro egiptianaTetiandro jolianaTetiandro manara-masoandro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

30 MeyJean-Joseph RabeariveloMauro ZáratePi2014TeknôlôjiaSakramentaGitaraRanomasimbe IndianaSilamoFrantsaRasoherinaMari-panaArroio do PadreAmboasaryFirenena MikambanaFamoranaKristianisma eto MadagasikaraMelkizedekaIndôneziaHardwareNosy KelyBodismaAdy MangatsiakaLiteratiora apôkaliptikaFitsaboana nentim-paharazanaGoiana FrantsayJackson, Ohio2 Mey15 OktobraRazana (finoana malagasy)NiedersachsenJoel PohjanpaloMetôdismaTolon' ny mpianatra malagasy tamin' ny 13 Mey 19721905NakatsugawaModest MussorgskyLiliane de KermadecZebraSakalavaSikidy (malagasy)MenarandraFanjanahantanyOwen HargreavesFanandroana malagasyTsirintenyLamboHelmut KohlAntankaranaFaminanianaVolaKambana (antokon-kintana)427Zavamaniry900TodyMpamaritra (fitsipiteny)Baiboly ôrtôdôksaTendrombohitra OralyFiteny grikaFifohazana ManolotronyEpistily faharoa ho an' ny KôrintianaFiteny araboKairoAsombolaTranonkalaFosaKserksesy IX-SAMPAAlahamady🡆 More