Ranomasina Mainty

Ny Ranomasina Mainty dia ranomasina ao atsimo atsinanan' i Eorôpa.

Ny tany mamaritra azy dia i Anatôlia ary i Kaokazy. Mifandray amin' ny Ranomasimbe Atlantika amin' ny alalan' ny Ranomasina Egea sy ny Ranomasina Mediteranea ilay ranomasina. Ny ranomasina hafa mifandray amin' ny Ranomasina Mainty dia ny Ranomasin' i Azov, amin' ny alalan' ny Andilan-tanin' i Kerch .

Ranomasina Mainty
Ranomasina Mainty

Mifandray amin' ny Ranomasina Mediteranea ilay ranomasina amin' ny alalan' ny Andilandranon' i Dardanela sy ny Andilandranon' i Bosifaoro izay ahitana ny tanànan' i Istanbul any Torkia.

Ireo tanàna lehibe hita eo moron' ny Ranomasina Mainty: i Batumi, i Burgas, i Constanța, i Giresun, i Hopa, i Istanbul, i Kerch, i Mangalia, i Năvodari, i Novorossiysk, i Odessa, i Ordu, i Poti, i Rize, i Samsun, i Sevastopol, i Sochi, i Sukhumi, i Trabzon, i Varna, i Yalta ary i Zonguldak.

Jereo koa

Tags:

AnatôliaEorôpaKaokazyRanomasimbe AtlantikaRanomasin' i AzovRanomasina EgeaRanomasina Mediteranea

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin' i IsaiaFiendrika sy fitodikaEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloMohammad Reza PahlaviKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaFiteny antefasyVintana (finoan-drazana malagasy)AmbohimangaAlahasatyFahaterahanaKameronaMaleziaEnzo FerrariAnolakaAugustin rajonEôna (gnôstisisma)19941629SilamoRanomasimbe PasifikaBetsimisarakaFiteny malayVorombolaKroazadaFivavahan-drazana malagasyRanoTeknôlôjiaSeiselyKôngô-Brazzaville(106689) 2000 WW157Ampiposahana (faritra)FanambadianaTetiandro litorjika kristianaFiteny frantsayAntanosyFiteny bielôrosianaFlavio GiojaAljeriaJakarta11 NovambraKabaryMatio(104249) 2000 EQ136Hossein SadaghianiMediaWikiNy Avana RamanantoaninaFahaizana mamaky sy manoratraBritaina LehibeSalamo faha-37KôntinentaGazetyTongotraSarielaAdizaozaAsidra dezôksiribôniokleikaFanagasianaFanalan-jazaFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesFifandraisan-davitraLitoaniaTetiandro malagasyEorôpaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaVaryBokin' i JôbaFrantsaF29 SeptambraAnjelyLoza folo tao EgiptaSakafoKatrafayFiteny neerlandey🡆 More