Andringitra

Andringitra dia tangoron-tendrombohitr' i Madagasikara, izay hita ao amin' ny tapany atsimon' ity nosy ity, 120 km avaratry ny zana-pehin-tany Adijady, 100 km miala ny Ranomasimbe Indiana.

Mitodika avy avaratra mianatsimo io tangoron-tendrombohitra io. Maharatra 62 km ny halavany ary 3 km ny salan-tsakany (mahatratra 10 km izany eo afovoany). Miovaova eo anelanelan' ny 500 sy 2 658 m ny haambony. Ny tampon' Andringitra dia ny tendrombohitra Boby izay mahatratra haambo 2 658 km. Ao amin' ny tendrony atsimo no misy ny tendrombohitra Ivohibe izay mahatratra haambo 2 069 m. Nampidirina ho isan' ireo valan-javaboary Andringitra tamin' ny taona 1999 ary ho fananana maneran-tany tamin' ny 2007.

Andringitra
Ny tangoron-tendrombohitra Andringitra, jerena vao mangiran-dratsy

Tags:

MadagasikaraRanomasimbe IndianaTangoron-tendrombohitraZana-pehin-tany Adijady

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FandraisanaZanak' OlonaWikipedia1974LambamenaFanagasianaFiteny litoanianinaBetsileoBrécy, AisneMalagasy (vahoaka)HasinaEjiptaFaritra eto MadagasikaraBiraom-panisan'i EtazoniaMaha virjiny mandrakizay an' i MariaJeanne MoreauGovernemantaNoyelles-sur-SelleMartioraJoroArjentinaDumboQIT Madagascar MineralsDAntananarivoSaolyIndôneziaThomas Mann1887MatioPisaAlahamady(101120) 1998 RO53Erwin WurmForyApôkrifan' i JakôbaBoky protokanonikaAsidra dezôksiribôniokleikaKabary am-panambadianaFasismaEdmund BurkeZanamalataVirjiniaFanjakan' i Menabe1993Vavaka dimy fanao isan' andro (silamo)AntandroyAdy an-tranoPaiso (voany)Abidy grikaEtiôpiaFaritra SavaTobilehibeMpisolo manontany30 St Mary AxeJackson PollockFiteny indônezianaSolosainaMisterin' ny PaskaLee TrevinoDemôkrasiaPôlitika eto Madagasikara19 AogositraFiteny antankaranaTestamenta TalohaLôndônaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAndriamanitra RayEnzo FerrariVyKiwix1940🡆 More