Zomandao

I Zomandao dia reniranon' i Madagasikara izay manana halava mirefy 283 km, izay mamakivaky ny faritra Matsiatra Ambony sy ny faritra Ihorombe ao amin' ny tapany afovoany atsimon' i Madagasikara.

Ao amin' ny tangorom-bohitra Andringitra ao amin' ny tendrombohitra Boby no ipoirany, ka mamakivaky ny lemaka Zomandao. Isan' ireo renirano lehibe manompo an' i Mangoky ny renirano Zomandao. Ahitana riandrano maro izy ka isan' izany i Riandahy sy i Riambavy.

Zomandao

Jereo koa

Tags:

Faritra IhorombeFaritra Matsiatra AmbonyMadagasikaraMangoky

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ISO 4217Prôtestantisma eto MadagasikaraFanabeazanaAdy Lehibe FaharoaFanekem-pinoanaFokom-pirenen' i IsraelyTolom-bahoaka tamin' ny 1947Fahasoavana (finoana)GandhinagarSokajin-tenyTriniteTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVosgesTetiandro malagasyHasina (zavamaniry)BaraAostraliaDokuWikiFaritra IhorombeJerosalema vaovaoBokin' i JôbaFiteny anglisyMesiaOhabolanaBlaogyLucien Xavier Michel AndrianarahinjakaJoany Mpanao BatisaRanavalona IMatoanteny mpanampyTorkiaTantara ny Andriana eto MadagasikaraBetsileoFitohananaRy Tanindrazanay malala ô1983Matthias CorvinusSingaporoUbuntuHypertext Markup LanguageSilamoAziaVolkanoTantaran' ny kristianismaKantoTsimihetyAndro faranyKristianisma eto MadagasikaraEtazoniaDidy FoloFiteny ôksitanaFamadihanaKabaryStôikismaGeorges AndriamanantenaHenri RatsimbazafyFiraisana ara-nofoIndôneziaAntambahoakaAsan' ny ApôstôlyFitoriana ny filazantsaraBenedikto any NursiaSambatraKafarnahoma19712015MerinaPraiminisitra malagasyTwitterGoogleTrombaVolana🡆 More