Mangoky

I Mangoky dia onin'i Madagasikara mivarina mianandrefana any amin'ny Lakandranon'i ̥Mozambika ao amin'ny vinanin-drano mirefy 2 000 km².

Vokatry ny fihaoan'ny renirno Matsiatra sy Mananatana ity ony ity. Azo andehanana lakana ny 125 km aminy. Izy no manondraka ny faritr'i Beroroha sy Vondrove sy Befamoty ary Amborovoky.

Mangoky
Mangoky
Mangoky

Izy no ony lava indrindra eto Madagasikara raha refesina hatrany amin'ny toerana iporany (ao atsinanan'i Fianarantsoa), satria mirefy 822 km. Ireto ny renirano maompo azyː avy ankaviaː Sikily, Sakanavaka (mihaona aminy ao akaikin' Amokoty), Malio (mihaona aminy ao atsimo atsinan'i Beroroha), Menamaty (ao avaratr'i Bemavo), ary i Zomandao; avy ankavananaː Makay (mihaona aminy ao atsimo atsinan'i Beroroha). Mamakivaky ny Lembalemban'i Bemaraha izy ary mivarina ao avaratr'i Morombe.

Jereo koa

Tags:

BerorohaLakandranon'i MôzambikaMadagasikaraMatsiatra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BalizaEstera (ao amin' ny Baiboly)FitohananaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMpampiankinaKabaryApôkalipsin' i JoanyGandhinagarVarotraGinea-Vaovao AndrefanaFady (malagasy)Wiki FoundationToniziaVolkanoSekolyFilaza isa (fitsipiteny)TV plus MadagascarMatoanteny mpanampyBagdadBaiboly amin' ny teny malagasyTanora Gasy VononaFilôzôfiaRabyRepoblika Demôkratikan' i KôngôRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Volana (fotoana)HaitsikerafitenyFokom-pirenen' i IsraelyDavida (mpanjaka)EtazoniaEspainaSingaporoParagoayStôikianaVolahavana Germaine1776IndôneziaAntandroyVaryFakam-panahyAMari-piatoanaTranonkalaAdimizana(82587) 2001 OK88Fanahy MasinaHaranita-tsaina voatrolombelonaMisoriaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaGovernemantaAmbohidrabibyReniranoAsabotsyFiteny samôrôMerinaTetiandroFoko eto MadagasikaraFandraisanaKiantenyFiteny kiniaroandaAdy Lehibe VoalohanyAnjara asa (fitsipiteny)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraX-SAMPAAdaoroKônsobstansiasiônaSokajin-tenyMarco BodeTelozoron'ny BermiodaZanahary (finoan-drazana malagasy)MarovatoSabata (jiosy)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)🡆 More