Tv Plus Madagascar

TV Plus Madagascar na koa TV Plus Madagasikara dia orinasa malagasy miasa amin'ny fandefasan-tsary amin'ny alalan'ny onja hertziana.

I Nicolas Rabemananjara no talen'io orinasa io. Ao Antananarivo ihany no na io "chaine" io eo amin'ny bandy UHF : CH20 na 61,25 MHz.

Fandaharana

  • L'Invité du Zoma : fandaharana andraisana irkoa ireo olona manam-pahefana malagasy. Maharitra adin'ny iray sy roapolo minitra eo ho eo. Alefa aorian'ny Vaovao.
  • Mlagasy izay maharitra eo amin'ny 1hatramin'ny 12 minitra.
  • Journal : Vaovao an-tsary amin'ny teny frantsay, maharitra 15 minitra.
  • Ny Aty Aminay : Fandaharana fampahalalana momba ny tanàna iray, hatreto dia eto Antananarivo sy ny manodidina ihany.
  • Tanjaka : Fandaharana mitatitra fandaharam-potoana na fihaonana ara-panatanjahantena.

Hatry ny 28 Febroary 2020, azo jerena eo amin'ny Aterineto avokoa ireo fandaharana ireo eo amin'ny kanalina TV Plus Madagascar Replay.

Tsiahy

2. www.tvplus-madagascar.com

Tv Plus Madagascar 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fahitalavitra ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpisolo (fitsipiteny)AndrianaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaAbidy grikaMediaWikiPontianakFahababoana tany BabilônaForyEtazoniaTebay (Ejipta)OtrikaretinaBirikyVolahavana GermaineBetsimisarakaFanahy MasinaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFivarotana andevoSeleokosy IMozilla FirefoxVoronaFahitalavitraFaritany AmerikanaRepoblika Demôkratika MalagasyAdy Lehibe FaharoaTorkiaFiteny iranianaLambamenaFady (malagasy)TrombaBetsileoLimaFanambaràna ny hevitry ny nofyAmerika AtsimoJibotỳAlakamisy AnativatoVikingy (vahoaka)ToliaraVolamenaLimboGambiaTsekôslôvakiaWikipedia amin'ny teny malagasyFitampohaKôngô-BrazzavillePaskaBaiboly katôlikaFanandevozanaHasina (zavamaniry)Fifohazana (kristianisma malagasy)Gregoriosy avy any Nisa9 MartsaAndôraMats HummelsVolana (fotoana)Soson-drivotry ny tanySolombavambahoakaAntandroySivilizasiona mikenianaFANJAKAN’ I MADAGASIKARARepoblika MalagasyWikiTeôlôjiaKor'anyFahasalamana119012001737Eorôpa AtsimoJohann Wolfgang von GoetheAngôvoRKristianisma eto MadagasikaraFanahy Masina (kristianisma)Persia🡆 More