Sekoly

Ny sekoly dia toerana fianarana, fandratoana fahaizana sy fahalalana.

Raha ny fizotram-pianarana ao Madagasikara dia mizara 4 amin'ny ankapobeny ny sekoly, aorian'ny garabola:

  • Ny sekoly fanabeazana fototra izay maharitra 5 taona.
  • Ny sekoly ambaratonga faharoa fototra izay maharitra 4 taona.
  • Ny sekoly ambaratonga faharoa izay maharitra 3 taona.
  • Ny fianarana ambaratonga ambony na ny anjerimanontolo

Matetika izy ireo dia miditra amin'ny andrim-pampianarana ankapobeny amin'ny 6 na 7 taona; nahazo diplaoma tamin'ny 17 na 18 taona izy ireo. Ny fandaharam-pianarana mahazatra amin'ny sekoly ambaratonga faharoa dia natao ho an'ny kilasy 10-12 ary, araka izany, taona fianarana.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1901Zon' olombelonaPoopy1971Ranavalona IHaisoratraJoroFanandroana malagasyEmpira BizantinaTaom-baovao malagasyVolafotsyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)AntesakaFahotanaJimmy WalesFaritany eto MadagasikaraSikidy malagasyJobily11 Aprily2015JAndrianaMarovatoJohannes GutenbergFitenim-paritra malagasyZafimanirySalamo faha-42Adolf HitlerStridônaSamgaraAviavyRianaratraDidy FoloNorwegian Missionary SocietyFahaizana mamaky sy manoratraNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraDiamangaFoko folo very1964SatorinaMickey MouseZafisoroRSSMpisolo manontanyFokom-pirenen' i Efraima1997AlarobiaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyGuangdongSôdômaFiteny pôlôneyFiteny soedoàCurrent eventsFahafatesana2 DesambraFifandraisan-davitraFoko eto MadagasikaraPressyWikiEpifaniaFanahy (kolontsaina malagasy)MasikoroVolanaSakalavaFiteny nepaleyFokom-pirenen' i AseraThomas LamFilazantsara araka an' i LiokaTetiandro malagasyArintanyFitampoha🡆 More